Météo: Climat sec jusqu’au 12 août 2018

Le soleil sera au rendez-vous jusqu’au 12 août sur toute l’étendue du territoire national. Des températures élevées allant jusqu’à 34°C sont attendues, ainsi qu’un climat sec, sans précipitations. Les habitants des hautes terres s’accommodent plutôt bien de ce climat sec après les températures glaciales auxquelles, ils ont fait face ces derniers mois. Toutefois, cette légère…

Fondation Telma: Réhabilitation de l’EPP Tambohorano-Melaky

Les 360 élèves de l’EPP de Tambohorano dans la région Melaky sont désormais scolarisés dans de meilleures infrastructures. L’EPP a été réhabilitée par la Fondation Telma, dans le cadre du projet socio-éducatif « Sekoly Telma ». Ahmad. L’inauguration a eu lieu hier en présence du Président de la Confédération africaine du Football (CAF) Ahmad, de l’Administrateur directeur…

Morondava: May ny biraon’ny faritra, kila ny dosie rehetra

Kila tsy nisy noraisina intsony ny trano misy ny biraon’ny faritra sy ny prefektiora ao Morondava. Manodidina ny tamin’ny roa ora tolakandro no nanomboka ny afo izay vetivety dia nahazo vahana noho ny rivotra, sady vita amin’ny hazo rahateo ny ankamaroan’ilay trano izay efa hatramin’ny fotoanan’ny fanjanahan-tany no nisiany. Hatreto, raha ny filazan’ny olona izay…

Andravoahangy: Mpamaky trano tratra nivarotra entana halatra teny an-tsena

Vintana nitsiky, ho an’ity olona iray niharan’ny vaky trano, teny amin’iny faritra Andravoahangy iny. Sady hitany mantsy ny sasany tamin’io entana very no voasambotra ilay jiolahy. Ity farany izay mbola niezaka nivarotra ireto entana halatra. Tovolahy iray no sarona teo an-toerana tamin’io fotoana io. Ilay mpivarotra no avy hatrany dia notanan’ny pôlisy sy nentina natao…

Omaly no natolotra ny Fampanoavana ilay mpamilin’ilay fiara marika « Seat », nandona sy nahafaty mpitondra môtô iray tetsy Andoharanofotsy. Araka ny fanampahan-kevitr’ireo mpitsara mpanao famotorana dia nalefa avy hatrany eny Antanimora ity farany, mandra-piandry ny fotoam-pitsaràna azy. Raha tsiahivina tokoa ny tranga dia mpitondra môtô iray handeha hody, mpiasa eo anivona orinasa mpanonta printy iray eto…

Taorian’ny fahavakisan’ny vavasaha (fisokafan’ny taom-piotazana lavanila tamin’ny fomba ofisialy), ny 15 jolay teo, dia nirongatra izay tsy izy ny fivarotan-tena ataon’ireo ankizy tsy ampy taona, ary roboka nanome fahafinaretana ara-nofo an’ireo mpanam-bola hatramin’ny tovolahy, ary efa lasa lamaody sahy haseho masoandro any an-toerana ankehitriny ny fiarahan’ny lahy samy lahy. Tamin’ny fanadihadiana natao no nahafantarana, fa…

Tsy vitan’ny hoe maka izay zava-tsarobidy eny amin’izay lasibatra intsony ireo mpanendaka sy mpanao sinto-mahery amin’izao fa lasa mandratra sy mahavita mamono olona mihitsy. Toy ity nitranga tetsy Anosibe omaly maraina ity. Lehilahy iray no hita teo amoron’arabe, nitsirara tao anaty rà mandriaka. Indrisy anefa fa efa vatana mangatsiaka sisa no tonga . Araka ny…