Category: A la une

Les championnats de Madagascar de kick-boxing toutes catégories se disputeront à partir de vendredi et ce jusqu’à dimanche au Gymnase de Mahamasina. Après Manakara, les sommets nationaux reviennent dans la capitale les 15, 16 et 17 novembre au Gymnase de Mahamasina. 8 ligues. Plus de 300 combattants issus de 8 ligues régionales ont confirmé leur participation…

Betafo: Lehilahy nahatratrarana basy  mass 36 sy poleta iray ary moara

Lehilahy iray indray no vosambotry ny zandary nandritra ny fampandrian-tany natao taorian’ny fifidianana ny 25 oktobra lasa teo. Tratra niaraka tamin’ity lehilahy iray ity ny basy mahery vaika iray marika Mass 36 niaraka tamina bala  3 ka ny iray efa nipoaka. Tao  Ankonohono fokontany Lazarivo kaominina Andrembesoa distrikan’i Betafo no nahatratrana ity lehilahy nitazona basy…

Omaly antoandro no nahitana fatim-behivavy iray tokony ho  65 taona eo ho eo teny amin’ny faritr’ Andrefan’Ambohijanahary aty ambadiky ny hopitaly Befelatanana. Fahafatesana fahafaha izy ity, satria nitsovaka ny vavany sy ny ati-vavany. Voalazan’ny vaovao re teny an-toerana fa ankeviny nihinana poizina famonoana alika ity ramatoa lehibe ity. Izy moa dia ireny olona mpitsindroka eny…

Il écope déjà d’une incarcération à la prison d’Antanimora. Mais hier, il a encore été jugé au tribunal correctionnel à la suite d’autres plaintes déposées par des particuliers. Ces derniers disent avoir été victimes d’escroquerie de Naina. Il persuade les gens qu’il trouve des boulots, qui plus est, bien payés. Les pays d’accueil indiqués sont…

MANJA. Mbola mitohy ny fikarohana ireo malaso hatran’izao. Rehefa nokarohana nandritra ny andro vitsivitsy, dia hita tao anaty lakan-dranon’i Tandrano, kilometatra vitsivitsy miala ny tananan’i Manja ny vatana mangatsiakan’ilay zandary iray sy polisy iray tsy hita popoka nandritra ny fifandonana tamin’ireo malaso 80 lahy ny 9 novambra lasa teo tany Manja. Raha araka ny vaovao…

Mpiambina toerana fanaovana karaoke iray eto Antsirabe no nosamborin’ny polisy avy amin’ny BC Antananarivo ny Alatsinainy hariva 11 Novambra lasa teo. Hatairana ny an’ny olona nandalo raha nandre ny fipoakana basy in-droa nisesy  tao amina toerana iray fanaovana karaoke eto Antsirabe ny Alatsinainy hariva lasa teo. Tsy fantatra mazava tsara hatreto ny tena antony nipoahan’ny…

Nitrangana hain-trano mahatsiravina tany amin’ny tanànan’Antandrona, any Ambatolaona – Manjakandriana afak’omaly, tokony ho tamin’ny 9 ora maraina. olona valo mianaka anatina fianakaviana iray no indray namoy ny ainy tao anatin’izany dia izy mivady 47 sy 35 taona. Ny zanak’izy ireo sasantsasany izay 9-7-6 ary iray taona sy roa volana. Niara-namoy ny ainy tamin’izy ireo ihany…