Category: Faits-Divers

Trafikana “héroïne” sy “cocaine” : Afrikanina telo sy vehivavy malagasy nahatratrarana « héroïne » 12 grama

Amidy 80 000 arairy ny iray grama amin’ny héroïne. Nahazo vaovao ny polisy misahana ny ady amin’ny fihanaky ny zava-mahadomelina fa misy teratany afrikana iray manao trafikana « héroïne » sy « cocaïne » eny amin’ny faritra Ambodivona iny. Avy hatrany dia natao ny fanaraha-maso an’ity lehilahy ity. Izany Fadhin izany no anarany ary 42 taona izy. Tamin’ny alarobia teo…

Ny alarobia 05 febroary teo tamin’ny misasak’alina no nanatontosan’ireto dahalo miisa 5 ny asa ratsiny. 8 ny omby notetehana halaina tamin’izany. Tao amin’ny fokontany Morafeno anefa dia haingana sy maty paika ny fiaraha-miasa teo amin’ny fokonolona sy ny zandary tany an-toerana. Vokatry ny fifandonana dia olon-tsotra roa no naratra, noho ny vely kibay, ary ireo…

Dahalo valo lahy be zao miaraka amin’ ny basim-borona no nanafika tanàna iray tao  Beraketa, ny harivan ‘ny talata 04 febroary lasa teo . Nihetsika avy hatrany ireo fokonolona sy ny zandary tao an-toerana ka raikitra ny fanarahan-dia. Tsy lasa lavitra anefa ireto jiolahy ka  vao nahatazana ireto mpana-radia dia nitifitra, tsy nanaiky izany koa…

Mpanao trano iray no fantatra fa nianjera avy eny amin’ny rihana faharoa tao amin’ny trano namboariana teny amin’ny faritra Ampitatafika. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa nisy zavatra notakarina teny amin’io rihana io. tsy nahafikitra tsara anefa ny tanany ka avy hatrany dia nianjera tany amin’ny tany izy. Voalaza fa ny lohany no nandeha mialoha. Torana…

Vaky trano izay tsy taiza fa tao anatin’ny faritry ny oniversite ihany. Nisy nandroba ny biraon’ny fitantanana tao Barikadimy ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Lasan’ireo olon-dratsy ny solosaina miisa enina sy ny fitaovana sasantsasany fampiasa amin’ny birao. Dosie marobe no tazomina sy kirakiraina ao anatin’ireo solosaina. Mipetraka avy hatrany izany ny fanontaniana hoe ireo…

Ny alin’ny alarobia teo, raha ny fanazavan’ny pôlisy, no maty voatifitr’izy ireo i Marcellin Gilbert. Izy io, raha araka ny loharanom-baovao mitovy, dia isan’ny lehiben-jiolahy ao Toamasina. Izy no voatondro ho nanafika ny toeram-pivarotana kojakoja eletrika iray tao an-toerana tamin’ny volana desambra lasa teo. Sendra tao anatin’io toerana io ny Talem-paritry ny pôlisy ary isan’ireo…

Ny alarobia 05 febroary teo no nisehoan’izany; somary nahatsikaiky ihany nefa tena mety hitera-doza be tokoa, nitondra mpandeha sivy ambin’ny folo mantsy izy ity tamin’ izany  . Lavidavitry ny seranantsambo ny Mahajanga no nisy ilay  ilay “vedette” avy hatrany dia nampandre ny tompon’ andraikitra izy ireo ,olona tsara sitrapo  no nanaiky  nampindrana vedety ka nentina…

Les gros bras, ces gens musclés qui, parfois, donnent l’image de mercenaires lorsque des manifestations se tiennent, seront dans les collimateurs des forces de l’ordre pendant cette journée.  L’information vient de sources concordantes et confirmée d’ailleurs par des responsables de sécurité. Des renseignements soupçonnent des gaffes et des braquages du côté d’Antaninarenina, nous ont indiqué…

Ny alahady  2 febroary teo, tontosa ny fifampiarahabana tratry ny taona 2014 teo amin’ny zanaky avy ao Matsiatra Ambony sy ny avy ao Amoron’i Mania. Nomena voninahitra manokany ny ray aman-dreny iombonana  ramatoa Zenaïde Ramampy Lechat, Mama-Zena. Araka ny fantatra, efa filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena izy. Tany amin’ny trano fonenany rahateo no nontontosaina ny lanonana.…