Category: Faits-Divers

Un homme originaire d’Ambalavao Fianarantsoa en possession de 206 grammes d’or avait rendez-vous avec des acheteurs du côté d’Antaninarenina dans la capitale. Hier dimanche 1er décembre, l’individu arrive sur le lieu indiqué vers midi. Une voiture 4×4 se pointe et les individus se trouvant à bord l’invitent à les rejoindre. Selon des sources auprès des…

Tena efa leon’ny tsy fandriampahalemana avokoa ny mponina amin’ny faritra maro eto amintsika, indrindra ny mikasika ireo mpangalatra. Vao omaly teny amin’ny fokontany Ilafy, nisy olona iray tratran’ny olona nangalatra akoho.  Rehefa voasambotra izy io dia  nampilazana ny tao amin’ny fokontany. Nandray ny andraikiny ireo farany. Nentina tao amin’ny birao ilay mpangalatra.  Vetivety anefa dia…

Zandary iray niasa teny Ivato no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teny Mandrosoa. Tamin’ny 11 ora, omaly,  tamin’izay. Nitaingina Scooter ity mpitandro filaminana ity. Tsy fantatra marina anefa izay niseho fa araka ny lohanam-baovao, nandeha mafy ilay fiara ary saika hisongona. Tamin’izay fotoana izay anefa no voatrongy avy aty aoriana ny…

Omaly alina tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany, olona iray eo amin’ny 50 taona eo no nodomina fiara iray avy any aoriana, tetsy Ankorondrano manoloana ny biraon’ny fokontany. Naratra mafy tokoa ilay olona ary voalazan’ireo izay nahita fa ahiana ny momba azy. Tamin’io ora voalaza io, notrongisin’ny fiara “fourgonnette”  miloko fotsy ilay nitondra moto.…

# – Andohalo. Vehivavy narary an-dalana. Omaly dia naharay antso ny mpamonjy voina avy etsy Tsaralalàna fa misy vehivavy lehibe iray marary eny amin’ny sisin-dalana teny Andohalo. Rehefa tonga moa ny mpamonjy voina dia naterina avy hatrany tany amin’ny hoptaly ity olona ity. # – Tsaralalàna. Fiara nirehitra. Nisy fiara iray nirehitra omaly tetsy Tsaralalàna…

Trafic d’armes : La police traque le cerveau de l’affaire

Le tribunal a donné une délégation judiciaire à la police pour pouvoir continuer l’enquête, et mettre la lumière sur le trafic d’armes dans la Grande Ile, afin de capturer le cerveau de cette bande de trafiquants. D’après nos informations, le numéro un de cette mafia est un grand opérateur économique karana, et il serait mêlé…

Mayotte : Gasy 22 isa nosamborin’ny zandary tany an-toerana

Sambokely “kwass”, irony fampiasa ao Mahajanga sy Nosy-Be irony, no nentin’ny olona 22 isa, Malagasy, nankany amin’ny nosy rahavavy Mayotte. Mbola nisy rongony koa… Nosamborina ireo olona 22 izay nolazain’ny mpitandro ny filaminana any an-toerana, ny marimarina kokoa ny zandary frantsay, fa nikasa hitsoa-ponenana any Mayotte. Niampy ny vesatra ho an’ireo olona ireo rehefa mbola…

Manoloana ny asan-jiolahy mifanesy amin’ny lalam-pirenena eto amintsika, sy mba ho fitandroana ny fandriam-pahaleman’ny mpampiasa lalana sy ny mpitatitra dia nisy ny fihaonana teo amin’ny tomponandraikitra misahana ny fitaterana an-tanety sy ny lehiben’ny mpitandro filaminana. Tapaka tamin’izany fa hiara-kiasa akaiky izy ireo amin’izany mba hahafahana mametraka ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana amin’ny lalam-pirenena. Hatomboka amin’ny…

Taorian’ny 14 novambra 2013 lasa teo rehefa voalaza fa nivaha ny olana tamin’ny tsy fandraisana ny karama roa volana sy ireo fitakiana maro samihafa napetrak’ireo mpiasan’ny kaominina nitokona dia niverina indray ny fitokonana ankehitriny. Ny alakamisy 28 novambra 2013 lasa teo no nitokona tsy niasa indray ny mpiasan’ny kaominina ary namoaka ireo sora-baventy isan-karazany mitaky …

Ny alin’ny alakamsiy hifoha zoma, tokantrano telo tao amina trano lehibe iray eny Andavamamba no notafihan’ny jiolahy roa nirongo basy sy nanao saron-tava. Araka ny loharanom-baovao, nihanika tamboho ireo mpandroba ireo ary rehefa tao an-tokotany ry zalahy dia nopitsohiny ny varavarana fidirana. Nivantana tao amina efitra iray izy ireo. Tsy nisy olona anefa tao ka niala…