Category: Faits-Divers

La mort des deux officiers durant un crash à Arivonimamo, le 11 mars dernier, a été discutée en conseil de gouvernement. Selon le rapport y afférent, le projet de décret portant création d’une Commission d’Enquête Technique relative à l’accident d’un avion ULM TERRAS 912 Immatriculé 5R-MNS. « Une commission d’Enquête  Technique a été créée afin de…

# – Mpiasa terena hametra-pialana. Velon-taraina ireo mpiasa marobe ao amina orinasa iray mpikirakira informatique manana ny foibeny any ivelany fa terena izy ireo hametra-pielana ary avy eo vao omena ny karamany. Tsy nanaiky anefa ny ampahany maro ary nilaza ny hametra-pialana mitambatra. Ny tompon’andrikitr’ilay orinasa kosa niteny fa tsy maintsy isam-batan’olona no hanaovana izany.…

Ny marainan’ny talata tokotokony ho tany amin’ny iray ora tany ho any no nitsofoka tao amin’ny tokantrano iray ireto jiolahy miisa enina. Teny Andramahavola amin’ny faritra Itaosy no nisy ity trano iray misy rihana notafihan’izy ireo tamin’izany. Tsy voavaha ny varavarana tany ambany rihina koa dia niakatra lavarangana ireo olon-dratsy. Novakiany ny varavarana tany ambony…

Jiolahy telo lahy indray no saron’ny polisim-pirenena teto Antsirabe ny 5 aprily lasa teo. Volaza fa jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana izy telo lahy ireto anisan’ireo nampihorohoro ny mponina teny Andrefatsena, Atsinanantsena ary Ambohimena, saingy tsy tratra niaraka taminy kosa ireo fitaovam-piadiana fampiasany. Entana maro be toy ny fahitalavitra, bisikileta, solovolo sy fanamiana miaramila sns ……

Cinq navires malgaches ont été interceptés pour pêche illégale autour des Iles éparses par la frégate de surveillance le Nivôse des Forces armées françaises, selon le JIR dans sa livraison d’hier.  Déployée depuis le 6 mars 2014 en mission de surveillance maritime dans les eaux des Terres australes et antarctiques françaises (TAAF), la frégate est intervenue…

Mankalaza ny faha-20 taona niorenany ny SAMPATI Tsinjo ao amin’ny FJKM Ambohitrarahaba amin’ity taona 2014 ity. Ny alahady 6 aprily teo ny ivon’ny fankalazana ary nitrotroana am-bavaka ny hoavin’ity sampana ity. Mbola maro ny hetsika hotanterahina ka anisan’izany ny foran-daolao, tafika masina, fisindana miaraka amin’ny beazina ary lasin-jaobily izay hotanterahina any Mahajanga. Ny teny faneva…

Des faux billets d’une valeur de 470 000 ariary ont été découverts dans un sac emmené par un individu. Dimanche dernier, vers dix heures du matin, à Andranovelona durant une patrouille d’usage, les éléments de la gendarmerie avaient suspecté le comportement d’un homme qui tenait fort son sac. Ce dernier a été fouillé et la surprise…

Midi Madagasiraka dénonce et condamne l’attaque à main armée perpétrée au domicile de son correspondant à Ambositra.  Celui-ci n’a pas seulement été menacé et agressé mais il a été blessé par balle à la jambe et a dû être hospitalisé d’urgence. Sa maison a été saccagée, ses outils de travail, sa caméra ainsi que des…