Category: Faits-Divers

L’accueil triomphal que les Tananariviens ont réservé aux Barea était une véritable réussite, ce samedi 13 juillet. En général, aucun incident majeur n’a été constaté durant cet événement. Il est vrai qu’une petite bousculade s’est produite à la sortie de l’aéroport d’Ivato, à cause du fort engouement  de la foule motivée par le désir de…

Na somary nangingina ny resaka andramena teto amin-tsika tato ho ato, dia isan’ny Tanana tena nahitana trafika na fanondranana antsokosoko andramena ny tao amin’ny Nosy Sainte-Marie. Manao ny fanangonam-baovao momba azy ity ihany anefa ny mpitandro ny filaminana ao Sainte-Marie, satria kihon-dàlana tena fanaovan’ny olona na mpandraharaha trafika ity karazana hazo ity ny any an-toerana.…

Teo am-piketrehana sy am-panomanana fanafihana ireo jiolahy no tonga tampoka ny zandary. Ireo farany izay nahazo vaovao momba ny fisian’ny andian-jiolahy izay mivory ao amin’ny trano iray ao amin’ny tanàna antsoina hoe Ambohidahy, Tsinjoarivo. Raikitra avy hatrany ny fanaovana tifi-danitra. Nirifitra nitsoaka avokoa ireo jiolahy vao naheno izany. Teo no tsy maintsy nampiasa hery ny…

Tsy filaminam-bahoaka eto Toamasina : Sivy lahy mpangalatra moto sy mpamaky trano saron’ny FIP

Isan’ny toerana tena hitrangana fangalarana moto iny lalam-baovao antsoin’ny olona hoe “lalana relax” iny. Saika isan’andro dia ahitana tranga na halatra moto am-pandehanana hatrany izany lalana izany, indrindra fa ireo tratra hariva noho ny firavana eny am-piasana sy am-pianarana. Darohan’ireo mpangalatra moto amin’ny hazo be na hambanan’izy ireo sabatra na antsy lava lela ireo mpitondra…

La nuit du 11 juillet était un moment d’exception  pour l’ensemble des 25 millions de Malgaches. Ces derniers ont vécu une véritable euphorie du début  jusqu’à la fin du match de football, opposant les Barea de Madagascar et l’équipe nationale tunisienne. Malheureusement, des incidents sont survenus. Selon les informations recueillies auprès de la police nationale,…

Fitsenana ny Barea : Ho feno polisy eny Ivato ka hatreny Anosy

Efa mifampitaona ny olona amin’ny fitsenana ny ekipam-pirenena Barea. Omaly dia efa samy nandamindamina ny fandaharam-potoanany ny maro. Mifanandrify amin’izany koa, ny eo anivon’ny fitandroana ny filaminana dia efa miomana amin’ny asany. Raha ny eo anivon’ny polisim-pirenena manokana dia fantatra fa hanisy ny olony izy ireo eny amin’ny làlana izay hizoran’ny Barea. Amin’ny 2 ora…

Niseho vahoaka voalohany tao amin’ny distrika Ambatolampy izay nahalany azy  Rakotomalala Miarintsoa na fantatry ny maro hoe RaMims. Feno hipoka ny kianja monisipaly Ambatolampy toerana  nanaovana ny hetsika ny Alahady 7 Jolay lasa teo. Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny fotoana ireo minisitra zanak’Ambatolampy sy ireo tomponandraiki-panjakana terak’Ambatolampy, isan’izany ny Jeneraly Richard Ravalomanana. Ankoatra izay tonga…

Kardinaly SE Mgr Tsarahazana Désiré : Tena nampifankatia ny Malagasy ny Barea

Isan’ireo Malagasy nanaraka ny lalao nataon’ny Barean’i Madagasikara tao anatin’ny lalaon’ny CAN 2019 tany Egipta iny ny kardinalin’i Madagasikara SE Mgr Tsarahazana Désiré. Nandritra ny tafa nataony tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny birao fiasany eny Ampasimazava misy ny katedraly katolika no nilazany sy nanaovany teny fohy momba ny zava-misy eto amin’ny firenena. Nahatsapa ny tenany,…

Nandriaka indray  ny rà tamin’ny lalam-pirenena. Kamiao mpitati-bokatra nitondra olona valo sy vary an-taoniny maro, avy any amin’iny distrikan’Ikalamavony iny no niharan-doza. Vokany, olona efatra no maty tsy tra-drano, efatra hafa kosa naratra mafy ary nentina namonjy toeram-pitsaboana haingana. Tamin’iny lalam-pirenena faha-42, mampitohy an’Ikamavony sy Fianarantsoa no nitranga ny loza, teo amin’ny PK75, miala an’i…