Category: Faits-Divers

Ny sabotsin’ny paska teo tokony ho tamin’ny 09ora alina, ao anatin’ny mpanfija betsaka mihinana lasopy sy mirevy iny indrindra, no nisy ireto andian-jiolahy efa-dahy nisaron-tava nitondra moto scooter roa nanafika ny « la soupe de l’Est » Anjoma. Ny telo lahy no niditra tao anatin’ilay trano fisakafoanana, ny iray niandry ny moto sy nanara-maso ny manodidina. Raha…

Impliqué dans le meurtre d’un Karana de nationalité française, tué par balle dans une embuscade à Tanjombato, le 31 janvier 2019, un homme a été arrêté par des éléments de la Brigade criminelle de la Police nationale (BC) à Anosy, le 12 avril dernier. La victime était un commerçant karana de nationalité française – propriétaire…

Ny alakamisy alina tokony  ho tamin’ny 9ora sy sasany tany ho any, dia raim-pianakaviana iray no maty voatifitry ny jiolahy  10 tao an-tokantranony ao amin’ny “Cité Nouvelle Ville”. Ity tokantrano ity anefa dia zato metatra miala ny tobin’ny zandary eto Toamasina no misy azy, ka nihanika fefy ireto jiolahy ireo nidirany tao amin’ity tokantrano ity,…

Efa manomana paik’ady hentina hisorohana ny tsifandriampahalemana, mialoha, mandritra ny fankalazana ny fetin’ny « paska » ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena eto Betsiboka. Ohatra amin’izany ny fiambenana amin’ny alina, mandritra ny dimy andro. Hametrahana andiana Zandary eny amin’ny lalam-pirenena fahefatra ; izay ivezivezen’ny fiara. Nandraisana fepetra manokana ihany koa ny  fisorohana ny lozam-pifamoivoizana. Ho hentitra ny Zandarimariam-pirenena amin’ny fampanajana…

Mahagaga ny fomba nahafahan’ity dahalo rain-dahiny iray nanala ny rojovy teny aminy. Tafatsoaka ny lehilahy ary nifanenjehana nony avy teo. Omaly, tao Maevatanana ity tranga ity. Araka ny fampitam-baovao azo avy tany an-toerana, dia dahalo rain-dahiny iray antsoina hoe « Dadamainty » no voasambotry ny zandary, ny alin’ny alakamisy hifoha zoma  teo, tao amin’ny kaominina Andranomamy, distrika…

Tanambao V Toamasina : Mpanendaka matin’ny fitsaram-bahoaka

Raha teto Toamasina no niatombohan’ity  fitsaram-bahoaka ity, tao anatin’ny tetezamita ; izay mbola nitohy izany taty aoriana, nefa efa lefilefy izany tao ho ao  Izao indray dia miverina mirongatra izany noho ny ambaran’ny vahoaka fa tsy matoky mpitandro ny filaminana, sy leo ny ataon’ny fitsarana sy ny fonja izy ireo, ka izao miverina mirongatra izao indray…

Morafenobe : Zandary voatifitra, nentina angidimby niakatra Tanà

Ny lamosiny no voan’ny bala ary nivoaka tamin’ny vatany. Nifampitifitra ny zandary sy ny dahalo tao amin’ny fokontany Ampanasana, eo anivon’ny distrikan’i Morafenobe. “Dahalo maromaro nitondra basy no saika hanafika ny tanàna, ny alakamisy teo tamin’ny sivy ora alina. Hitan’ny zandary ny niavian’izy ireo ary rehefa nosakanana  avy hatrany dia namaly tifitra ireo olon-dratsy. Teo…

Braquage de « Brinks » : Cinq suspects dont un policier arrêtés par la Police

Il est prouvé maintenant que le braquage d’un fourgon convoyeur de fonds de la société « Brinks » à Ambohimangakely, le samedi 13 avril, était l’œuvre d’un véritable réseau de malfaiteurs bien structuré. En réalité, l’enquête sur cette affaire suit son cours si l’on se réfère aux résultats obtenus par les forces de l’ordre jusqu’ici. Hier, le…

A deux reprises, l’ordonnance du tribunal n’a pas été exécutée. La première, une ordonnance de référé du 18 août 2004, ordonnant l’expulsion de tous les occupants, la démolition et l’enlèvement à leurs frais des maisons illégalement construites sur la propriété dite « Non Liquet ». La seconde, ordonnance  du 15 novembre 2018 autorisant l’ouverture en cas de fermeture…