Category: Faits-Divers

Tanànan’i Toamasina renivohitra : Vokatry ny oram-be omaly, feno rano mihandrona ny tanàna

Nanomboka ny alarobia alina tsy nitsahatra, raha tsy ny alakamisy antoandro ny orana teto Toamasina renivohitra, izay narahana kotro-baratra mandra-maraina ny alarobia alina. Vokatr’izany, ankoatra ny fatapatahan’ny herinaratra ny alarobia alina sy ny alakamisy manontolo ny andro, dia feno sy dibo-drano avokoa ny toerana sy fokontany maro eto Toamasina; misy aza ireo fokontany tahaka ny…

Le candidat aux élections législatives enlevé dimanche 10 mars à Tsaratanàna  est entre les mains de ses ravisseurs depuis cinq jours.  En effet, il  est toujours séquestré par ces derniers alors que la date limite pour le dépôt de candidature  a déjà  été déjà dépassée. Ce qui signifie que l’ambition de la victime de devenir…

Tarika « Egeba Est » Toamasina : Nodimandry ny alarobia teo i Pascal Joseph

Sendra mandalo an-tanindrazana Atoa Pascal Joseph amin’izao fotoana izao, nefa izao nodimandry ny alarobia tolakandro teo tao amin’ny trano fonenany ao amin’ny « cité Béryl Rose » Tanambao V. Raha ny fanazavana, dia narary i Pascal Joseph izao nodimandry tampoka izao. Mbola andrasana ao amin’ny trano fonenany ity ny nofo mangatsiakany miandry ny fahatongavan’ny vady aman-janany avy…

Poa-basy nirefodrefotra. Nifampitifitra tao anatin’ny orana mikija ny tompom-barotra iray sy ny andian’olona miisa folo niirongo basim-borona nikasa hanafika tranombarotra, teny amin’ny tanàna antsoina hoe Antanambao, fokontany Bevilany, any amin’ny kaominina Tsararano, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ny alin’ny zoma 09 martsa lasa teo. Hita faty tany an-kara, taorian’izany ny roa tamin’ireo dahalo. Tifitra no voafaritra…

Arlan Ramiliarison : Vaste campagne de dénigrement à son encontre

Une seule apparition médiatique, notamment dans une émission de débat concernant le kidnapping, a suffi pour déclencher une vaste campagne de dénigrement à son encontre. Le concerné, Arlan Ramiliarison, a eu une fille tuée par les kidnappeurs et un fils mineur victime de séquestration pendant plusieurs mois. Il a été invité par l’émission en tant…

Mirongatra ny asan-dahalo ao anatin’ny distrikan’Ankazoabo-Atsimo, faritra Atsimo-Andrefana, aman-jatony ny omby lasan’ny dahalo  isaky ny misy  fanafihana amin’ity distrika ity. Na dia eo aza ny ezaka ataon’ny fanjakana any an-toerana, dia tsapa ho sahirana ireo mpitandro ny filaminana noho ny tsy fahampian’ny olona sy ny fitaovana hoenti manana. Manampy trotraka ihany koa ny faharatsian’ny lalana…

Mitentina eo amin’ny 45 tapitrisa ariary mahery any ho any no vola lasan’ireo olon-dratsy, ny talata teo tetsy Ankadimbahoaka. Volana tobin-tsolika iray eny an-toerana izy io ary saika handeha haterina any amin’ny banky. Nirefodrefotra indray ny basy teny amin’iny faritra Ankadimbahoaka iny ny marain’ny talata lasa teo, tokony ho tamin’ny sivy ora sy sasany maraina…

Noho ny firongatry ny asan-dahalo manao sesilany ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna dia manao ny ainy tsy ho zavatra ny mpitandro ny filaminana. Taorina’ny fanafihana niseho tany amin’ny tanàna antsoina hoe Ambodirano, fokontany Anaidrano, any amin’ny kaominina Mahazomà, ny alin’ny alahady 13 janoary lasa teo, izay nahaverezana omby telopolo, dia tsy mikely soroka amin’ny fikarohana ireo…

Manana ny teti-dratsy fanaony manokona mandritra ny asa ratsiny ity vehivavy lehibe tra-tehaka nangalatra silipo miisa valo ity. Ny Alakamisy lasa teo, no fantatra fa vehivavy lehibe iray no tratra, tena an-tsena, tao amin’ny fokontany Andranomangatsiaka, ato anatin’ny Kaominina Maevatanàna voalohany. Noho ny firongatry ny halatra lamba mahazo an’ireo mpivarotra ary mampihena ny vola miditra…