Category: Faits-Divers

Des opérateurs de la région Diana se regroupent actuellement pour saisir la justice sur une affaire d’escroquerie mettant en cause un membre de cabinet ministériel. Après recoupement, ce dernier utilise son titre pour arnaquer les importateurs de riz. « Il contraint certains opérateurs à travailler avec lui sous peine de bloquer leur action. Par la suite,…

Ambatobe : Tovovavy 16 taona maty voafaokan’ny fiara

Maty tsy tradrano ny tovovavy iray antsoina hoe Rabibison Mbolatiana. Ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny fito ora maraina dia nisy fiara iray nirimorimo, nentin’ny teratany karàna. Tsy nisy dian-kodiarana ny arabe ary nijanona teo amin’ny “vitesse” fahefatra ilay fiara tamin’ny fotoana nijeren’ny mpitandro ny filaminana izay nanokatra fanadihadiana. Midika izany fa tsy nahahitsaka “frein”…

Lanonana roa sosona no notanterahina omaly tany Toliara, tao amin’ny fari-piadidiam-paritry ny zandarimaria Tsianaloka,  izay natrehan’ny Komandin’ny Zandarimariam-pirenena mivady, ny Jly Ravalomanana Richard. Voalohany : fanaovam-beloma ara-miaramila zandary manamboninahitra lefitra fito mendrika nandeha nisotro ronono, ny taona 2013. Notolorana mariboninahitra izy fito nahavita be ireto, ary tamin’izany no nilazan’ny komandin’ny CIRGN Toliara, ny Jly Iama Radafy,…

Tsy notazomina am-ponja fa kosa nandoa ny lamandy na “transaction douanière” mifanandrify amin’ny lanjan’ireo volamena saika navoaka an-tsokosoko, dia nahazo fahafahana ireo karàna roa. Mpianaka izy ireo raha araka ny fantatra. Volamena 1,7 kilao no nafenin’izy ireo tao anatin’ny entany. Efa tafiditra tany anaty fiaramanidina vao sarona ary avy tao no navoaka taty ivelany indray…

Ny talata lasa teo no niakatra teny amin’ny fitsarana ny olona dimy voarohirohy tamin’ny fitondrana toaka gasy na toaka voarara mahatratra hatrany amin’ny 7 arivo litatra. Nivoaka ny didy ka dia nahazo sazy mihantona herintaona sy handoa lamandy arivo ariary isaky ny litatra izy ireo. Tamin’ny faha-7 martsa lasa teo no tratra tamin’iny lalam-pirenena faharoa…

Olona tsara sitrapo tao an-tanàna no nampandre ny zandary,, ny 24 martsa lasa teo, amin’ny fisiana velaran-tany misy voly rongony, ao amin’ny fkt Andranomadio. Raha vao nandre izany ireto farany dia nidina tany amin’ilay toerana voatondro avy hatrany ka nanao ny fizahana. Tena voamarina tokoa ny fisian’ilay voly rongony ka dia nanapa-kevitra ny zandary tany…