Category: Faits-Divers

Nividianana whisky teny amin’ny “duty free” ireo vola vahiny euros. Nampiahiahy ny mpivarotra izany. Nantsoina ny mpitandro ny filaminana ary voamarina tokoa fa tena vola sandoka no nampiasain’ilay lehilahy. Rehefa nohadihadiana izy dia nanondro karàna iray izay nolazainy fa mpampiasa azy, sady naniraka azy hividy ilay toaka ihany koa. Tsy hita anefa io teratany vahiny…

Feno folo taona amin’ny faha-7 febroary 2015 izao no nahafaty ny mpanao gazety Rivoherizo Andriakoto. Mahatsiaro izany ny fianakaviany ka hanao Lamesam-pahatsiarovana ny sabotsy izao ao amin’ny EKAR St François d’Assise Andravoahangy. Hanomboka amin’ny 9 ora maraina izany fahatsiarovana izany izay hanasana ireo rehetra nahafantatra azy. Nahazo ny « Prix Albert Londres » izy tamin’ny taona 2 000,…

Face à l’insécurité de plus en plus grandissante ces deux derniers mois et qui a eu pour cadre la commune rurale d’Ivato-centre dans le district d’Ambositra, les députés élus dans le district d’Ambositra, Hary Andrianarivo et non moins vice-président de l’Assemblée nationale et son homologue Razakamady ont effectué tout récemment, une visite officielle dans cette…

Après son défèrement au parquet, l’adjoint du capitaine Faneva, le lieutenant Tombontsoa a été placé sous mandat de dépôt après le meurtre de Ludovic du côté d’Ehoala Parc Ambinanibe Fort-Dauphin. Deux éléments de la gendarmerie et un civil ont été aussi détenus provisoirement dans cette affaire. Selon les explications reçues, l’enquête concernant cette affaire est…

Raha tsy nanapoaka basy ireo mpitandro ny filaminana dia tsy nitsoaka mihitsy ireo jiolahy miisa telo. Ny maraim-ben’ny omaly, manodidina ny tamin’ny roa ora, no nitrangan’izany omaly tetsy Ankazolava-Ambohitsoa. Mpiara-monina ireo mpitandro ny filaminana, miaramila sy pôlisy. Ny rihana misy azy ireo no samihafa, raha araka ny fanazavana azo teny an-toerana. Notsofain’ireo olon-dratsy ny “grille…

Lehilahy iray sahabo 30 taona, nisara-bady, manan-janaka roa, mpanao karama an-tselika, no saika matin’ny hatezeram-bahoaka (naratran’ny daroka), omaly antoandro tokony ho tamin’ny 12 ora sy 30 minitra, tetsy Antetezana Afovoany. Tovovavy mpantsaka rano 14 taona no naolany, kanefa teo am-panatanterahany ny filan-dratsiny izy no tafaporitsaka tampoka rakalakely ka niantso vonjy. Poa toa izany dia vory…

Hafahafa ny fandehan-javatra ao Ilakaka amin’izao fotoana. Afak’omaly, raha araka ny voavao azo avy any an-toerana, dia nisy toeram-pivarotana saphir iray notafihan’ny jiolahy, saingy namaly tamin’ny basy ny tompon-trano ka mba tsy tontosa izany fa nitsoaka ny jiolahy. Maro no naheno izany fifampitifirana izany, saingy ny mpitandro ny filaminana sy ny faritra kosa dia nanambara…

Akory ny hagagan’ny olona omaly maraina raha nahita an’ity lehilahy 40 taona, tsy nihetsika intsony teo amin’ny seza nitoerany tao anaty fiara fitaterana. Rehefa nojerena akaiky dia fantatra fa efa tsy niaina intsony. Tamin’ny talata hariva no niala tany Toamasina ny fiara nitondra azy ho aty an-drenivohitra. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa efa teny an-dalana…

Ilakaka : Mpivarotra “saphir” voatafika

Raha dahalo an-jatony no nandrasana ka nampihorohoro ny olona afak’omaly alina, jiolahy mpanafika indray no tonga ka nanao ny asany. Mpivarotra “saphir” antsoina hoe S.B, eo ambony avaratr’Ilakaka, no nataon’ireo olon-dratsy lasibatra. Nitifitra ireo jiolahy mba hampitahorana ny tompon-trano, mpivarotra saphir. Saingy tsy nanaiky mora foana ireo farany ka namaly tifitra ihany koa. Nampihemotra ireo…

Nirotsaka tsy nijanona ny orana teto amin’ny faritry ny renivohitra telo andro nisesy. Vokatr’izany, maro ireo trano hita fa mitady hianjera. Nandray ny andraikiny ny avy ao amin’ny mpamonjy voina etsy Tsaralalana. Fantatra araka izany, fa trano dimy tamin’ny toerana maro no tsy maintsy nazera mba hisoroana ny loza omaly. Na izany aza anefa, dia…