Category: Faits-Divers

Ny faran’ny herinandro teo, nisy hetsika nataon’ny mpitandro filaminana teny amin’ny faritra Antanimora sy Tsiadana. Vokany mpanao sinto-mahery sivy no tsy maintsy nosamborina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa mahazo vahana ny endaka sy ny harom-paosy eny amin’ireo toerana voalaza ery ambony ireo. Nahitana izany koa teny amin’ny tonelina Ambanidia. Voalaza fa tamin’ny zoma teo avokoa…

Tsy fantatra mazava aloha, inona loatra no dia nataon’ity rangahy iray manodidina ny 40 taona teo ho eo, teny Isotry teny ny sabotsy lasa teo. Nofatorana tongotra aman-tanana ny lehilahy ary nentin’ny mpitandro filaminana avy eo. Tokony ho tamin’ny 5ora sy sasany hariva teo no nisehoan’izany teny an-toerana, ka nahavory lanona ireo olona teny an-toerana.…

Nisehoana fanafihan-jiolahy mahery vaika indray tamin’iny faritr’Itasy iny ny alakamisy hifoha zoma lasa teo. Nirefotra teo amin’ny in-telo teo ny basy. Nanao amboletra tao amin’ny tokantranona mpivarotra iray tao amin’ny tanàna, antsoina hoe Mahabo, kaominina Tianarivo, distrikan’i Miarinarivo, ny jiolahy miisa telo. Basy vita gasy no nentin’ireto malaso ireto nanafika, raha ny voalazan’ny mpitandro filaminana.…

# – Ankorondrano. Moto iray indray voafandriky ny lavaka. Omaly tokony ho tamin’ny 8 ora alina, moto iray indray no nianjera teo amin’ilay lavaka eo afovoan’ny lalana eny Ankorondrano. Nitrosona tamin’ny tany ilay lehilahy ary nisy naratra teo amin’ny sandriny. Tsy nisy fahasimbana kosa anefa ny moto nentiny. Na dia efa notsentsena aza io lavaka…

Taorian’ny nanapotehan’ny olona ny biraon’ny JIRAMA tany Fenoarivo Atsinana dia fantatra izao fa olona telo no nosamborin’ny mpitandro filaminana tany, omaly. Hampangaina izy ireo fa nandoro sy nanimba fananan’olona. Ny alin’ny alakamisy tokony ho tamin’ny 8 ora, tonga marobe teny amin’ny biraon’ny JIRAMA ny olona nentin-katezerana ary nilaza fa leon’ny fahatapahan’ny jiro matetika miseho. Tamin’izao…

Anosibe: Omeny fanafody fampatoriana ireo ankizy avy eo aolany. Lehilahy iray manodidina ny 35 taona teo ho eo, fantatra amin’ny anarana hoe Patrick E. no saron’ny pôlisy misahana ny zaza tsy ampy taona teny Anosy, ny alakamisy maraina lasa teo, teny Namontana Anosibe. Araka ny fantatra dia ankizilahy mpiara-matory aminy maromaro no efa naolan’ity lehilahy…

Vao niantomboka ity volana desambra ity dia efa voasantatra sahady tamin’ny fisiana fatin’olona hitan’ireo fokonolona etsy sy eroa. Ny alahady lasa teo dia vatana mangatsiaka olona roa be izao no hitan’ny fokonolona. Ny iray tany Ambohitrimanjaka, izay vehivavy voalaza fa nisy namono ary efa tsy mitafy intsony ny tapany ambany. Potika ny molony ambony ary…

Meurtre de Johanna et de Gérald : Procès reporté et LP refusée

Aussitôt la composition de la Cour organisée par Florent Rakotoarisoa, président de Chambre, l’Avocat général Antoine Johnstone entama son réquisitoire en évoquant les citations des prévenus qui sont partis en temps voulu. Il prend acte cependant de la carence qui risquerait de renvoyer le procès à une troisième session. Le président Florent Rakotoarisoa n’a pas…