Tapatapany



Jacaranda

# – Andohalo. Vehivavy narary an-dalana. Omaly dia naharay antso ny mpamonjy voina avy etsy Tsaralalàna fa misy vehivavy lehibe iray marary eny amin’ny sisin-dalana teny Andohalo. Rehefa tonga moa ny mpamonjy voina dia naterina avy hatrany tany amin’ny hoptaly ity olona ity.

# – Tsaralalàna. Fiara nirehitra. Nisy fiara iray nirehitra omaly tetsy Tsaralalàna tsy lavitra fa nifanandrify teo amin’ny vavahadin’ny “pompier”. Tonga moa dia nandray ny andraikiny ireto mpamonjy voina ireto ary vetivety dia voafehy ny afo. Anisan’ny nanam-bitana araka izany ny tompony.

nangonin’i r.s.

Share This Post