Magro : Fiara maromaro nosavaina

Jacaranda

Tonga teo amin’ny Magro ny fiaran’ny Emmo-Sécurité omaly ary nanao fisavana ireo fiara izay nolazain’ireo fa mampiahiahy. Raha araka ny fanazavana azo dia nisy vaovao azon’izy ireo momba ny fisian’ny fiara iray izay nitondra fitaovam-piadiana. Tsy nahitam-bokany izany ary tetsy andanin’izay dia toa niteraka fahasorenana ho an’ireo olon’ny Magro ny zavanitranga. Nisy olona iray voasambotra tao anatin’ity raharaha ity.

Blueline Air Fiber

Share This Post