Tapatapany



Jacaranda

# – Ambodivonkely. Mpiasa nangalatra vy. Tra-tehaky teo am-pangalarana vy ny mpiasa telo tao amina orinasa iray teny Ambodivonkely Ambohimanarina. Tamin’ny fotoana namoahany ireo zavatra ireo ry zalahy no sarona ary tsy afaka nihetsika. Tamin’ny 1 ora antoandro no nanaovany izany. Efa fanaon’ireto mpiasa ireto io famoahana vy ao amin’io orinasa io ka izao izy ireo vao tratra.Niaiky ny heloka vitany izy ireo. Omaly no natolotra ny fitsarana izy ireo.

r.s.

Share This Post