Andriba : Lozam-pifamoivozana olona roa maty



Jacaranda

Fiara niala avy aty Antananarivo an’ny  Orinasa iray no tradoza tany Andriba RN4 mampitohy an’Antananarivo sy  Mahajanga. Nitondra entana haterina any Mahajanga ity fiara ity no izao niharan-doza izao ka roa lahy mpiasa tao amin’ity orinasa ity no maty avy hatrany, mbola tsy fantatra marina ny niavian’ny loza fa eo am-panaovana ny fanadihadiana ny tomponandraikitra any an-toerana .

ALEM

Share This Post