Betroka : Epi-bar notafihina dahalo



Jacaranda

Ny marainan’ny folo martsa teo ireto dahalo fito lahy mitondra basim-borona iray avy no nanafika ity mpivaro-taoka sy enta-madinika tao  Anjado. Avy hatrany dia tafiditra tao anaty fivarotana izy ireo ka namatratra ny entana tao anaty gony.

ALEM

Share This Post