Raharaha Ankazoabo : Raikitra sahady ny valifaty!


Jacaranda
Banky Foiben'i Madagasikara

Tsy niandry ela ny valin-kafatry ny miaramila taorian’ny nahafaty ireo olony miisa valo. Nitaraina ny olona tao Ankiliabo noho ny fitifirana ny roa tamin’izy ireo, izay maty tsy tsa-drano. Mbola ireo mponina izay niezaka nandefa ny vaovao taty an-drenivohitra ihany no nanamafy fa nisy 12 hafa naratra mafy vokatry ny tifitra. Tsy nijanona ela tao an-toerana ireo miaramila fa niala avy hatrany rehefa vita izany fitifirana izany. Ao anefa, raha araka ny loharanom-baovao hatrany, dia efa nisy ny andrimasom-pokonolona sy ny fomba hafa entina miady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. Dia ny roa tamin’ireo indrindra no voatifitra ka namoy aina…

D.R


Share This Post

2 Comments - Write a Comment

  1. raharaha Ankazoabo, ny deputé mihintsy no ambadiky ny dahalo fa fiarova tena fotsiny ny azy , manao resabe fa izy no miaro ny dahalo ao ary ny rahalahiny no lehiben’ny dahalo ao izay efa voaheloka antranomaizina fa afaka

  2. aona zany ry le bodega reto ah,ento @ fomba pro oa le izy fa tsy @ fo fa zay iany no tsy mampandroso atsika

Post Comment