Tapatapany



Jacaranda

# Zazavavy 13 taona no nilaza fa nisy nanolana teo Antanimena, omaly tokony ho tamin’ny roa ora. Nitangorona ny olona ary rehefa tena nozohina dia tsy teo akory ilay zaza. Ilay lehilahy no hitan’ny olona teo ary tsy afa-niala. Saika niharan’ny fitsaram-bahoaka aza izy noho ny hatezeran’ny olona, indrindra koa raha nandeha ny feo avy any aoriana any fa mpitandro ny filaminana ny lehilahy.

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.