Ambohijatovo : Poa-basy intelo !

Jacaranda

Nirefotra nifanelanelana ireo poa-basy, manodidina ny tamin’ny 11 ora alina teo, ny asabotsy teo. Samy naheno izany avokoa ny mponin’Ambohijatovo sy Faravohitra ary nanamafy ny hidin-trano raha naheno ny fipoahana nanakoako. Rehefa nohamarinina ny zava-nitranga dia nilaza avokoa ho samy naheno ny teo amin’ny manodidina saingy tsy nisy nahafantatra ny antony. Vitsy ihany tokoa ny olona ny sahy mivoaka amin’ny poa-basy izany, hany ka ny maraina vao samy mifampanontany.

D.R

 

Telma Fibre Vibe

Share This Post

One Comment - Write a Comment

  1. Izao ilay karazana lahatsoratra entina hanmenoana gazety fa sy mamaly ny fanotaniana mipetraka akory fa vao maika ary toa mampisavorovoro saim-bahoaka

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.