Tapatapany

Jacaranda

#-Andohatapenaka. Taxi nikaperotra, nodomina « camion ». Taxi 4L iray no simba tanteraka rehefa avy nodomina fiara lehibe, ny alin’ny alakamisy teo, teny amin’iny faritra Andohatapenaka iny. Araka ny fanazavana azo avy amin’ny pôlisy, dia toa hoe mamo ilay mpamilin’ilay kamiô, ka tsy voafehiny intsony ny familiana, ary dia nifatratra tany amin’ilay 4L niantsona teo amin’ny sisin’arabe. Na dia potika tanteraka aza ny ilan’ilay fiara kely, dia tsy naninona kosa ilay mpamily.

Nangonin’i m.L

Telma Fibre Vibe

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.