Tapatapany

Jacaranda

Ambohitrarahaba. Lasan’ny jiolahy ny entana rehetra. Ny alin’ny alakamisy hifoha zoma tokony ho tany amin’ny 2 ora, trano iray no norobain’ny jiolahy teny amin’ny faritra Ambohitrarahaba. Araka ny vaovao, tsy nisy nahare na inona na inona ny manodidina. Nanjaka araka  izany ireo mpangalatra ary voalaza, fa entana maro no lasan’izy ireo. Rehefa tsy hita intsony ry zalahy vao nahare, fa niantso vonjy ny manodidina. Anisan’ny anjakan’ny hala-botry iny tanàna amin’ny faritra Avaradrano iny, amin’izoa fotoana izao. Tsy andro, tsy alina fa saika andrenesana asan-jiolahy sy fanendahana hatrany.

Blueline Air Fiber

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.