Toliara : Ramatoa nianjera tamin’ny « cyclo-pousse » tapa-tongotra

Jacaranda

Renim-pianakaviana iray handeha hiasa vao maraina, nianjera tampoka tamin’ny posy bisikileta no naratra mafy tapa-tongotra, omaly, tany Toliara. Araka ny fanazavana azo, dia vokatry ny fandehanan’ ilay “cyclo-pousse” mafy no niteraka ny loza. Tsy voafehin’ilay mpitondra posy intsony ny familiana ny fitaovam-pitaterana nentiny, rehefa niala lavaka izy ka nanidina nitrosina nigorisa mafy be tamin’ny tany. Tsy naninona kosa ilay mpitondra posy (nahitana ratra kely), ary nahitana fahasimbana nisinisy ihany ny fitaovana nentiny.

Eric Manitrisa

Telma Fibre Vibe

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.