Vangaindrano : Rongony 42 gony sarona, telolahy nampidirina am-ponja

Rongony 42 gony no saron’ny mpitandro ny filaminana tao an-tampon-tanànan’i Vangaindrano, faritra Atsimo-Atsinanana, ny alatsinainy lasa teo. Araka ny vaovao dia avy any Betroka ireto zava-mahadomelina ireto no saika haparitaka sy hamidy ao an-toerana. Fantatra ihany koa fa tambajotra mihitsy no manao ity asa ratsy ity ka olona telo izay sady mpivarotra no mpifoka rongony no voasambotra ary efa nampidirina am-poja vonjimaika rehefa natolotra ny fitsarana, omaly. Voalaza fa mbola misy olona hafa voakasika amin’izao raharaha izao karohina.

T.M.

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.