Tsaralalàna : Nifandona ny fiara, niady ny mpamily

Tokony ho tamin’ny efatra ora sy sasany omaly no nifandona ny fiara roa. Niakatra ny feo rehefa nifanazava teo ny mpamily. Tonga hatrany amin’ny fifampikasihan-tànana izany saingy mba niditra an-tsehatra ny olona nanasaraka ireo mpamily  efa tena tezitra. Mbola tsy nanaiky ihany anefa ireo hany ka lasa nanomboka nitazam-potsiny amin’izay ny olona.

D.R

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.