Ombay mitady

Jacaranda

Ny alahady lasa teo no tsy hita ary tsy niverina tao an-tranony intsony, teny Andrefan’Antanimora ny rangahy lehibe iray antsoina hoe Rabarison Andrianandraina Jean Baptiste. Toy izao no mombamomba azy, rangahy 85 taona, zarazara hoditra ary misimisy volombava, mirefy eo amin’ny manodidina ny 1,70 metatra eo ho eo. Akanjo bà mivolondavenona ny ambonin’ny fitafiana, pataloa “beige” ny ambany ary manao kiraro tenisy. Marihana fa somary manana olana eo amin’ny fitadidiana izy io. Koa iangaviana araka izany izay mety mahita azy na mahafantatra ny misy azy, mba hampilaza ny manampahefana akaiky azy indrindra na hiantso avy hatrany ny laharana 034 37 847 87 na ny 032 07 847 87, na ihany koa hanatitra azy mivantana ao amin’ny Lot II Y 31 Andrefan’Antanimora.

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.