Tapatapany

#-Ambohimanarina. Vehivavy maty tao an-tranony. Vehivavy iray no hita faty tao an-tranony omaly teny amin’iny faritra Ambohimanarina iny. Tsy fantatra hatreto izay tena zava-nitranga tao amin’ity tokantrano ity. Mbola mistery ihany koa hatreto ny fomba nahafatesany : nisy namono sa namoy ny ainy noho ny aretina na zavatra hafa? Efa nidina teny an-toerana moa ireo mpitandro filaminana misahana iny faritra iny, ary efa nanokatra ny fanadihadiana.

Nangonin’i m.L

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.