Ambatoroka : Tovovavy mpianatra saika voaolana

Jacaranda

Raha tsy ity rangahy iraynandeha fiara sendra nandalo dia tsy fantatra intsony izay nanjo ity tovovavy iray. Tokony tamin’ny 8 ora sy 10 alina omaly, dia lehilahy iray nitondra zava-maranitra no nandrahona sady nibeda azy teo Ambatoroka, tsy lavitra ny Oniversite katolika. Tsy afa-nikofoka ary efa saika nobatain’ilay lehilahy an-keriny izy no nivoaka  ilay taoanaty fiara ka nanavotra. Nirifatra nitsoaka nihazo ny lala-kely ilay jiolahy heverina ho mpanolana.

T.M.

Telma Fibre Vibe

Share This Post

One Comment - Write a Comment

  1. Bravo Monsieur !
    Que Dieu vous bénisse

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.