Fjkm Antananarivo Atsinanana : 10 taona teo amin’ny fitantanana ny prezidan’ny synodaly



Jacaranda

Hankalazàna ny alakamisy ho avy izao ny faha-10 taonan’ny nitantanan’ny prezidàn’ny Synodaly, ny synodamparitany Antananarivo Antsinanana eo anivon’ny anivon’ny sahan’ny Fjkm. Hisy araka izany ny fanompoam-pivavahana izay hatao eny amin’iny fiangonana Fjkm Ambohitrarahaba amin’io fotoana io. Fotoana izay manomboka amin’ny sivy ora sy sasany maraina. Koa manasa ny rehetra araka izany ireo tompon’andraikitra : ny avy ao amin’ny Foibe Fjkm, ny Kômitin’ny fankalazana ary ny Synodamparitany Antananarivo Antsinanana mba ho tonga amin’io fotoana io, hiara-hidera sy hiombom-bavaka amin’ity mpanompon’Andriamanitra ity.

m.L


Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.