Maevatanana : Tovolahy maty, main’ny herinaratra

Tovavy iray manodidina 35 taona eo no maty rehefa natsipin’ny herinaratra, ny talata 2 Janoary lasa teo, tokony ho tamin’ny 04 ora hariva, tao amin’ny fokontany Antanambao, Kaominina Maevatanàna voalohany. Raha ny vaovao voaray, dia nitondra rano hanadio vatana any amin’ny toeram-pidiovana ity tovavavy namoy ny ainy ity. Ka teo ampidiovana izy nokasihan’ny tariby mpitondra herinaratra ny tongony havanana izay mandon’ny rano. Nezahina nentina namonjy toeram-pitsaboana, ity tovavavy ity, saingy tsy tana intsony ny ainy. Efa nentina any Ambatolampy Antsirabe kosa  ilay razana.

Ratantely

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

Un Commentaire - Ecrire un commentaire

  1. tovolahy sa tovovavy?

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.