Mangabe : Famonoana chef qartier mobile, olona enina no voasambotry ny Zandary.



Jacaranda

Ny 21 May lasa teo iny no maty nisy namono ilay miaramilam-pokontany na chef qartier mobile, ka nokapaina famaky ny lohany sy ny tendany ary ny tanany, ary teono nahafaty azy tsy tra-drano. Rehefa nahavoaray antso an-telefaonina tamin’ny fokonolona ny Zandary avy ao amin’ny «  Poste Avancé Mangabe ,» taorian’ny fanafihana dia nandray ny andraikitra avy hatrany no sady nanokatra ny fanadihadiana. Nanao ny fanadihadiana sy ny fikarohana ny Zandary, ka olona enina, izay ahiahiana tamin’izao raharaha izao no voasambotra. Ny Atalata 05 Jona teo nonatolotra ny fampanoavana izy anina mirahalahy voarohirohy tamin’ity famonoana mairamilam-pokontany ity. Andrasana izany izay mety tohin’ny raharaha.

Ratantely

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.