RN13 – Amboasary Atsimo : Taksiborosy nivadika, mpandeha iray maty tsy tra-drano, olona am-polony naratra mafy



Jacaranda

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray tany amin’ny lalam-pirenena faha-13, afak’omaly, vokatry ny fivadihan’ny taksiborosy iray hihazo an’i Tolagnaro, tao Mahatsinjo, distrikan’ Amboasary Atsimo, ka mpandeha iray no maty tsy tra-drano ary am-polony kosa ireo naratra mafy. Raha ny tati-baovao voaray, dia nanao taingim-be sady nandeha mafy tao anaty lalan-dratsy ity fiarakodia efa antitra ity, ka antony niteraka ny loza nahatsiravina.

Eric Manitrisa

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.