Behoririka : Vehivavy hoe nandroba, niparitaka ny sary

Jacaranda

Ny milaza ho tompon’ny fivarotana izay voatafik’ireto vehivavy roa no nizara ny sary. Poa toa izay dia niparitaka tamin’ny tambajotra sosialy ny horonan-tsary izay voarakitra tamin’ny « vidéosurveillance ». Tetsy Behoririka no nisian’ilay filazàna ho fanafihana. Ny sary mialohan’ny hidirana sy ny teo amin’ny fivoahana no azo ary niparitaka. Raha nanontaniana ny polisy miadidy iny boriborin-tany iny dia nilaza fa tsy mbola nahazo fitarainana momba ny fandrobàna. Naheno izy ireo  toa ny olon-drehetra ary nahita koa tamin’ny facebook fa kosa tsy mbola nisy ny fitoriana izay tonga teo anivony.
D.R

Share This Post

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.