Autorisations spéciales de circulation : De fausses autorisations circulent à Tana

Quelques jours seulement après leur lancement par le Centre de commandement opérationnel COVID-19, de fausses autorisations spéciales de circulation… circulent déjà. Certains ont copié le document et l’utilisent pour faciliter leur circulation dans la ville. « Nous ne tolérons pas cet acte qui est répréhensible par la loi » a indiqué, dimanche 29 mars, le ministre de l’Intérieur durant son intervention lors de l’émission spéciale COVID-19 sur la chaîne nationale. Cette situation rend encore plus difficile la tâche des forces de l’ordre qui s’assurent des contrôles routiers. Désormais, en plus des contrôles quotidiens, elles doivent vérifier l’authenticité des documents et contacter le quartier général pour confirmation.

D.R

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

3 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Salama namako o,
    Ekena tokoa fa tsy mora ny manao zavatra ary mora ny mitsikera rehefa tsy eo amin’ny toerana ny tena.
    Ankona foana ny vahoaka manoloana ny fivadibadiky ny raharaha indrindra mahakasika ity fifamoivoizana na fiara na olombelona ity.
    Eny an’anona hono e….lasa mihazakazaka any. Tonga any an an nafindra ery an’anona indray hono e…. an an etsy ananona ndray e. Raha tsy diso ny fitadidiko, efa in efatra nifindra io toerana fanagatahana fahazoandalana io. Zany toe javatra izany anie tena manosika ny olona handika lalana e.
    Ialana tsiny re ry zareo a fa samy vizana isika nefa tokony hifampitsimbina tokoa.
    Misaotra e
    Mahereza daholo

  2. Ny mahaory ny fo, ilay vahoaka tsy nampiomanina fa Tonga dia najanona daholo ny bus sy ny taxi, ilay vahoaka tsy misy sy tsy ampy rano anefa tenenina hoe manasa tanana matetika, misy ny toerana tsy misy rano, mino aho fa hitohy ny fanadiovana ny tsena sy ny tanàna ary tsy hiandry loza na aretina vao manadio, ny fahadiovana ilaina isan’andro fa tsy fotoana voafetra fotsiny, ary ny Voalohany raha Hisaotra isika Malagasy dia Andriamanitra Irery no Ataovy Lohalaharana Voalohany Aminy Fisaorana aminy lafiny rehetra. Izy Irery no Mendriky ny Fisaorana sy Dera sy Haja Voalohany indrindra.

  3. Raha hanao zavatra sandoka dia voalohany ny gasy sasany fa raha hihezaka handroso , @ fahadiovana ohatra na @ fandriampahalemana dia tsy hita. Tsy mahay afa-tsy ny ratsy,
    Itony mpanao taratasy sandoka itony dia tena adala be satria azon’ny mpitandro ny filaminana atao ny miantso ny eny @ ATT manotany hoe marina ve fa nahazo alana ity ANARANA ity.. tonga dia hita. ireo izay tratra dia asaina manadio ny loto rehetra eny rehetra eny ary tazomina koa ny fiarany.
    Aza mivoaka ny trano fotsiny rehefa tsy te ahazo aretina, tena zavatra tsotra.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.