One Comment - Write a Comment

  1. · Edit

    PAIX A TON AME MON CHER FRERE; Na dia lavitra aza,dia mahatsiaro anao foana.Tombon-dàlana ihany ny anao,fa izaho koa mbola hoany ary hifankahita mandrakizay.Mahatsiaro ny fahazazana,ary marary ny fo aty lavitra aty,tsy afa-manitrika anao akory.Ho tsara levenana anie ianao.Ny zandrinao.

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.