Un Commentaire - Ecrire un commentaire

  1. ry mpitondra rahavako,
    Misaotra ny fikarakaranareo ny vahaoka tamin io krizy io ny tenanay ,fa ny fanafody voalohany amin fiaianana andavanadro dia ny sakafo hohanitsika isanadro madio sy mifandanja ,avy eo ny tontolo iainana , jereo toamasina misy rivotra maloto noho raffinerie sy ambatovy manary fako ny asany andranomasina ka ny trondro sy hazandrano dia poizina daholo, manentana anareo mba hijery akaiky anizay, fa marina izay tontolo iaiananana ny toamasina rivotra maloto, koa raha mirindra io dia salama avokoa ny olona,tezao aratsakafo ny mandinika ataovy fandaharana isanandro ny fanadaharana antelivisiona fomba fihinanana mifandanja ary misotro ireo ravinkazo tahaka ny ravimboafotsy , ny aferontany etc , mila madio ny vantana dia manadio ny aty sy taova ireo anatiny ny vatana ka noho izany dia ampandrosoa amin izay ny raharahampirenena fa taraika isika fa raha taraika isika dia latsaka ambany ny toekarentsika, mahareza

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.