4 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Oadray , f’angaha moa ilay zaza raha latsaka tety ambonin’ny tany dia nisafidy hoe zanak’iza izy !!! tsy safidiny ny naha hova azy na naha andevo azy naha andriana azy ..Lignée io ka inona no olana ???? Ny taranaka andriana dia andriana foana iny n’aiza n’aiza , ny andevo dia ohatr’izay koa , ny hova dia ohatr’izay !!! Tsy azo fafàna izany fa ny fihamboana no tsy mety !!! samy manaja ny azy ary aoka tsy hisalovana ny tsy an’ny tena !!
    Tsy ny BLM no hanova ny maha andriana ny andriana azafady indrindra na ny andevo ho tsy andevo na ny hova tsy ho hova !!! ary raha mbola matoa misy ny fomba fangataham-bady amin’ny fomba malagasy dia ao raha , tiana ho fantatra ny fiaviana sy ny mombamomba ny olona ho vadiana fa tsy hoe haingitraingitra akory izany !!!

  2. Tsy hitako zay olana na asiny andriana, na hova na andevo na ….
    Raha izany no izy dia tokony tsy apetraka ko zany izay olona manana anarana oe Andriana…. satria saika taranany daolo ireny.
    N’aiza n’aiza na firenena iza dia matetika hita soritra voalohany avy amin’ny anaran’olona ny firazanany.
    Any Frantsa ohatra rehefa misy ‘Le’ na ‘De’ ny anaranan’ilay olona dia fantatra zay fa taranaka aristocrate ilay olona, ary tsy miova mihintsy iny anaranay iny hatramin’ny taranaka faramandimby.
    Ka tsy hitako izay olanao amin’izany.
    Izaho izao dia taranaka andevo fa efa nafarako ny havako fa reha maty aho dia aza adino ny manisy oe ‘Ny Andevo Ra… dia…… ‘ satria izay no niaviko, izay ny tantaran’ny razambeko ary tsy mahamenatra ahy izany, ny mifanohitra aza.

  3. rasoulou, n’importe quoi!!!
    Si vous connaissez bien l’histoire de l’humanité, il y avait et il y aura toujours des hauts ( nobles) et des bas ( prenez comme vous le voulez). Ce n’est pas un effet de mode qui va effacer des siècles d’histoires. et aussi ce n’est pas en effaçant certains mots, certains marques ou symboles qui va changer la vie de quiconque. C’est lui même et les efforts qui fournissent dans sa vie qui vont le sortir de leur situation d’esclaves. « Sont esclaves ceux qui sont soumis à toutes forces extérieurs et ou intérieurs et qu’ils croient supérieurs à eux, sans réagir pour sortir de cette situation », L’alcool et la drogue font des milliers d’esclaves dans notre société entre autres .
    Réfléchissez et regardez autour de vous et libérez les d’abords de l’esclavage de leur démon .

  4. Merci Midi Madagasikara…vous avez fait un effort de renforcer r votre poitique de modération…continuez comme ça ..et bon courage!!!…vous avez éliminé
    dans la nécro les termes « andriana »…qui est déjà un grand pas vers la solidarité de tous les Malgaches…il faut rappeler que le terme « andriana » rappelle l’esclavagisme (1870-1880) : période sombre de notre Histoire pendant laquelle les andriana ont exploié et humilié les andevo(s) et hova(s): esclaves à merci jamais rémunérés!!!
    ENCORE MERI ET BRAVO!!!!
    La lutte du « Black Lives Matter » continue mais version Malgache!

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.