3 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Misy koa ny fomba filaza hoe NOHAVAOZINA, toy ny @ FLM (fiangonana loterana malagasy), dia misy ny namorona hoe FLMN

  2. Ny FPVM dia fiangonana vaovao izay teraka avy tao amin’ny FJKM ihany ,saingy noho ny tsy fitovian kevitra sy ny ady saratika dia niala ny sasany tamin’ireo mpino ary dia namorona ny FPVM ,eo Antaninanandrano no lehibe sy voalohany .

  3. Mba misy hafaka manazava ny hoe :
    Fiangonana Protestanta VAOVAO izany hoe misy ny tonta ve sa
    niova vaovao Andrimanitra ka izahay taloha dia tara , tsy maharaka,.. ?
    .
    Mandry ampiadanana daholo Tompoko
    .
    Rakoto de Montpellier

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.