7 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Bonjour,

    Nécrologie revenue à la normale, nous nous excusons de ce désagrement

    Cordialement

  2. Miala tsiny indrindra tompoko ho an’ny mana manjo,fa hay ve tsy ny oridinaterako no sim ba ,fa avy any am potony e ,koa manamafy ny lazain’ny namana rehetra aho ,mba havereno amin’ny laoniny ity zavtra ity ,
    Misaotra tompoko

  3. tsy mipetraka aty Dago izaho. Anisan’ny sokafako voalohany ato @ ordi ny Midi Madagasikara, dia gaga aho nanomboka t@ 12/12/2020 fa tsy azo halebiazina intsony ireo filazana.
    Manantena fa ho ahitsy tsy ho ela .
    Misaotra betsaka

  4. Inona moa izany no ilaina ity rubrique ity raha tsy natao ho vakiana ????

  5. Marina avokoa ny voalaza ireo.

  6. Manamafy ny tenin i Sely Randria…io agrandissement io aza miovaova arak izay olona manao mise en page eo.

  7. Aux Responsables Midi
    Pourquoi offrir au public l’opportunité de lire votre Rubrique Nécroligie si vous ne voulez plus qu’elle soit lisible ?
    Rétablussez la possibilité d’agrandissement, sinon supprimez la Rubrique et partant votre utilité.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.