Un Commentaire - Ecrire un commentaire

  1. Maniry fampihononana feno an’ny fianakavian’Itlahy Claude RABARIJAONA, ary miara mitondra ny fahoriana @ Ramatoa RABARIJAONA Marie Prosperette; Andriamanitra anie hanasitrana aingana ny fery vokatr’izao fisarahana izao; lasa any @ « tsara lavitra izy é! » Koa hisaoranan ny Tompo.
    Tadidy hatrany ny fikelezanareo aina t@ fampandrosoana ny FJKM Wagner niaraka t@ Mpitandrina mivady t@ireny fandalovanay tany Paris ireny (2006-2009)

    Harilala Rabearivelo 4M
    Antananarivo-Madagascar

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.