Mamy Rakotoarivelo : Vers la création d’un parti

Jacaranda

On croit savoir que l’ancien SG du TIM, Mamy Rakotoarivelo, pourrait créer son propre parti. Une sorte de TIM Fanavaozana qui ne serait pas le monopole d’un seul homme ni d’une seule famille. Affaire à suivre.

Recueillis par R.D

Share This Post

2 Comments - Write a Comment

  1. Tsy tantin´i Boudah-Kely intsony no antsoin´i Rakotoronono eo imason´olona rehetra eo hoe : »Nankaiza i Mamy teo? Avia i Mamy aty! ».
    Ny olona andevo-ara-tsaina toa an´i Rakotoronono manko dia ny manaliaka ny hafa toy izany no toetrany.

  2. · Edit

    Te ho Sefo indray ilay mpisabaka. Tsy mahatanty mihitsy fa tsy lany filoha, nefa anie dia efa nankinina taming ny MBS. Nandritran’ny tetezamita dia tena nampiady ny zanak’i Dada mihitsy ity mamy rakotoarivelo ity. Mitetika be loatra ka haka ny toeran’i Dada mihitsy no mahamaika azy. Maninona Tsy sahy niltsaka solombavambahoaka na ben’tanana raha tena manana olona maro mpanohana. Efa ela mihitsy no Tsy mazavo ity Mamy rakoarivelo ity. Izy aza nana troika ny kogresin’ny tgv t@ tetemita…..

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.