Lalao Ravalomanana : Enfin installée dans son fauteuil de maire

Passation de service entre le nouveau maire et le PDS. (Photo Nary Ravonjy)
Passation de service entre le nouveau maire et le PDS. (Photo Nary Ravonjy)

Rideau sur le bras de fer qui a opposé le nouveau maire Lalao Ravalomanana et le PDS par intérim le colonel Joseph Ramiaramanana. Une passation qui a fait couler beaucoup d’encre.

Après tant de tergiversations, la passation de service entre le nouveau maire Lalao Ravalomanana et le PDS par intérim, le colonel Joseph Ramiaramanana a enfin eu lieu, hier, en fin de matinée, à l’Hôtel de Ville. Une passation qui a fait couler beaucoup d’encre. Prévue se tenir à 9h, la passation n’a été effective qu’à 12 h 30. Et ce, en présence du sous-préfet d’Antananarivo. Toutefois, l’on a noté une certaine désorganisation, lors de cette passation. Comme si c’était voulu, au début on a dit que cela va se passer au rez-de-chaussée, puis changement de programme, direction premier étage, finalement c’est au bureau du PDS que cela a eu lieu. Et toute une bousculade pour y entrer, et même les journalistes ont du mal à y accéder. En fin de compte, le Premier magistrat de la ville est installé.

Lettre. Précédant cette passation, le PDS a tenu un point de presse, il a voulu montrer la lettre, en foi de quoi, il n’a été notifié qu’hier à 9 h 15. Et que d’après ce dernier, ladite lettre a atterri à la Commune urbaine d’Antananarivo avant-hier à 17 h 19 mn. Et lui d’enchaîner que « sans notification pas de passation. Le fait de dire que la notification a été faite bien avant est faux ». Toujours est-il que les partisans de « Neny » ont fait savoir que cette notification a eu la bénédiction de la Préfecture d’Antananarivo. A quel point, l’on ne sait plus qui dit vrai ? Etant donné que chacune des deux parties croit détenir la vérité. Il a fallu ainsi attendre 18 jours après la proclamation des résultats officiels pour que tout rentre dans l’ordre.

Mésentente. Pour en revenir à la cérémonie d’hier, le PDS a tenu à féliciter tout le personnel de la CUA, pour sa collaboration. Tout en soulignant au passage que « il n’y avait pas de mésentente lors de la passation. Pas de rancune. Je souhaite pleins succès à la première femme maire de la capitale ». Après le départ du PDS, celle qui va présider la ville des Mille s’est adressée aux conseillers mais également à ses partisans : « Nous allons commencer à travailler. Que chaque arrondissement, fasse preuve de volonté suivant les promesses électorales que nous avions tenues. Montrez que nous sommes des patriotes ». Force est cependant de constater que la tâche qui attend le nouveau maire ne s’annonce guère facile, pour ne parler que des ordures ménagères, des embouteillages et des marchés publics.

Dominique R.

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

21 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. · Edit

    Tsy mora hoy hianao ny Asa miandry: marihiko fa efa fantatr izy ireo izany,ary faly daholo izay lany,ka tsy tokony himenomenona kosa aloha,fa vitao ny fampanantenana nomenao,dia milamina ny rehetra.

  2. Ireny no lesona niazony?

  3. Ny marina ry Mamy tena tsy zakany olona , marina no lazaiko fa tsy misy foroniko na de iray aza , raha zaho no teo @ toerany de aleoko niandry taratasy mazava ,izay vao nanao passation , ho azy foana ange io toerana io e , tsy misy afaka mangalatra an’io @ny

  4. Tsy anao irery akory Tana , fa aza anaovanao izay tianao atao fa samy tompony daholo ny Malagasy rehetra sao de diso hevitra ianao

  5. Ianao angamba no efa difotry ny harenanao ka tsy mahita ny najo ny malagasy t@ nitondrany

  6. Manombok’izao mijere tsara, mijere lavitra, sokafy ny sofina. mivavaha mba handroso ty tanintsika ity fa aza lanina @ fanakianana

  7. Mieritrereta lalina ianao ry felana fa lalaovin’i satana . Jamba ve ianao no tsy nahita ny fampandrosoana nentin’ny Président Ravalo teto?

  8. · Edit

    Marina izany. Filazana ihany Ny ahy. Maro no infidèle an’i Lala Ra8 satria nana tena fisarahana miasa @ Marc Ra8. Mety tsy ianao fa aza disoina ny hafa. Ny @ antsoina hoe Monopole dia tena marina, saingy Ny frantsay manao monopole , @ Banky, Ny solika, Fitaterana an-dranomasina, ary Ny fiarakodia, naninona, ary maninona no tsy hejehitsika fa ilay gasy nanao ampihimamba ka efa nanampy Ny tantsaha no enjehina ? Sa rehefa Vazaha dia oui bwana, fa rehefa gasy dia enjeho ? Tsara diniho a io resaka iray io.

  9. · Edit

    Sao dia ilay hevitro no Ambohitrabiby ? Hita fa tian’ny olona izy ary napamdroso ny tany, ary olim-boa fixe izao Nefa Toa Any @ amboletra no hitanao ? Jereo ihany fa hitako ao aminao ilay amboletra.

  10. · Edit

    Et alors Monsieur le colonelissime non élu ? la désorganisation, le retard de passation au lieu de 9h du matin , devient à 12:30 et 18 jours après la déclaration définitive. Il n’y a rien à se reprocher ce monsieur ? Si ce PDS a quelques de ‘ égotisme qu’il se candidate à une election quelconque pour voir . C’est un poste désigné et donc donné qu’il a eu et n’a pas voulu lâché . Il ferait mieux de disparaître de la vie des tananariviens.

  11. Felicitation pour Mme Ravalomanana, ho hiara-mahita eo ndray ny vokatra ho entinao e, mba tsy hi-confirmé le réputation efa fantatry ny maro fotsiny aloha e, mais de toute façon tsy gaga tsony aho raha zay no zavatra hitranga fa le ao ambony mahita e, mahalala ny ataony izy Mme LE MAIRE fa aza adino fa an’azy ny teny farany fa tsy anao

  12. Felana Andriatsiory//// Efa nahazo lesona ary nazava tsara tamin’i Ravalomanana Marc sy ny fianakaviany ny valiny « dictature économique » sy ny « monopolisation » nataony teto , enga anie ka ny hanasoa ny tananan’Antananarivo sy vahoaka amin’ny fahendrena sy fahamarinana ary fangaraharaha no ataony. Ary manantena ny tenako fa tsy i Rangahy Marc Ravalomanana indray no en premier plan, fa mba i Mme Lalao Ravalomanana izay maire.
    Mirary soa any Maire Lalao Ravalomanana sy ny Maires rehetra eto Madagascar fa tsy mora ny asa miandry azy ireo.

  13. rehefa manakiana de mba ataovy am-pisainana ihany fa otrn hita be oe fankahalàna tsotra fotsiny zw le fanakianana, vakina fotsiny oe Tanora Gasy Vendrana ka mba asio raisonnement ihany refa miteny. Tsy TIM ah akory fa olo-ts0tra mba mijery ety ivelany fotsiny. De mba critique constructive ku atw rah manan-kolazaina fa aza de manambany ol fa ts de enw akory no tena oe tonga lafatra eto an-tany na oe enw no tena manw ny marina na zay lazainw no marina.

  14. izay no antsoina hoe « resy », dia manaiky izay fihevitra izay!!! fa ny ankoatra an dRavalo zany anjely sy madio mangarangarana daholo!! sao di any masonareo noefa notampenana « mer…. » dia tsy mahita afatsy io intsony!!!

  15. Foza be mihitsy ilay felana

  16. zay mintsy ry Marika ah, maro ny olona nilaza fa manam-pahaizana, bla bla @ fahalalàna ny Loi sy constitution, fa inona no nentiny??? tsy ringana ve ny bois de rose-nao? tsy tonga any an-dafy daholo ve ny sokatrao sy ny harenanao??? Olona manam-panahy sy hendry ary manana autorité no ilain’izao firenena izao fa tsy olona manakiana sy mitsikera lava, débat=Zéro

  17. Ianao izany madama felana, ilay azo antsoina hoe, miraparapa ohatry ny jamba vo-kalahe ! @ fitenin-jatovo , io ny anay io , rehefa tsy mahatanty hoy ny Namana io, dia mandehana manatevin-daharana ny petsam-bava , na mifindrà monina !!! Aahahaha

  18. Itony mpanao lohamP..za itony oa dia io tsy maty voalavo ankibo io fôna. Tia fanakorontanana sy mbola miandrandra fiainana maloto sy tsy tia fandrosoana…hita mihintsy fa izany no mahabotrabotra sy heveriny fa mampanakarena azy angamba. Hajao ry anona ny safidimbahoaka fa ny F… no tena mpanao amboletra a.

  19. ianao mintsy ry Felana A. no mila manova foto-pisainana, hita mintsy oe fo lotika no entinao misaina fa tsy fo te hiova. mahaiza manavaka tsara!!

  20. ‘Ty vava é !

    Mandehana ry anona mipitsika miala an’ i TANA rehefa tsy mahatanty fa tsy ny fanaratsiana lava izao no hitondra fandrosoana à !
    Izy no nofidin’ny vahoaka dia izay no démôkrasia ary eken’ny rehetra.
    Izaho manokana tsy nifidy azy kanefa dia mitsodrana azy ahaleo ahalasana
    satria izay no lalana tokana izorana ho amin’ny fampandrosoana.

  21. Tonga ilay nandrasana de ny amboletra fanaon’ny couple Ravalo nanomboka t@ 2001 nandalo 2002 nifarana 2009 nanao indray avy any afrique du sud , de izao indray fa manomboka , tadidio ry malagasy fa tsy hitondra soa ho an-tsika na oviana na oviana i Ravalo mianakavy , de ireny ve no mba toe-tsaina entina hitondra? hita fa mbola tsy misy ny taratasy milaza ny hanaovana ny passation de lazaina fa efa misy , de io lainga io foana ve no iainana eto e? , ary mampalahelo raha ny olona manana ny maha izy azy de i Mr Andriamorasata Julien no mandainga miaraka @ couple Ravalo izay hita fa olona tsy de ampy fahendrena akory sy tsy manajana olona

Poster un commentaire