Marc Ravalomanana : Le Trophée de leadership présenté à Imerintsiatosika

Marc Ravalomanana exhibant hier à Imerintsiatosika son Trophée international.

L’ancien président Marc Ravalomanana a choisi hier la commune d’Imerintsiatosika pour présenter publiquement le Trophée de Leadership Politique qu’il a obtenu à l’issue des votes organisées par « African Leadership Magazine ». Ce trophée qui a été remis à son épouse Lalao Ravalomanana lors d’une grandiose cérémonie tenue à Sandton (Afrique du Sud) a été attribué au président national du TIM pour sa contribution à la promotion de la démocratie dans le Continent africain. « Ce n’est qu’un début à Imerintsiatosika. Ce Trophée que j’ai gagné grâce au soutien du peuple malgache, sillonnera l’île. », a souligné Marc Ravalomanana devant une foule immense visiblement acquise à sa cause.

Candidature. Interrogé par les journalistes sur sa candidature à la prochaine élection présidentielle, Marc Ravalomanana de répondre : « Rien ne m’empêche d’être candidat. » L’ancien président a pu rencontrer hier à Imerintsiatosika les militants de son parti au niveau des communes et du district d’Arivonimamo. En tout cas, le président national du TIM poursuit sa tournée politique à travers Madagascar. Et c’est bien sûr en vue de l’élection présidentielle de novembre 2018.

R. Eugène

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

6 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Raha ny fahaiza-mitantana sy fampandrosoana ny toe-karana amin’ny akapobeny dé tena manaika an’io rangaha io daolo ny rehetra na ny malagasy na ny afrikana na ny firenena vahiny hafa nandritra ny fotoana nitondrany ary tena hita porofo izany.

    Saingy indrisy ry tapa-tsosisy fa tsy misy fifidianana mangarahara eto mada mandrak’ity ny androany ka ho diso fanatenana foana isika rehetra, dé olona tsy mahay na inona na inona afatsy ny ameno paosy ndray no mbola ipetrak’eo.

  2. Raha tsy tsapanao fa misy fahaizana mitondra izay eken’ny iraisam-pirenena, af atsy ireo miara-komana @ frantsay, iray porofo milaza ihany koa fa nitondrany Ny demokrasia Ny filoha Ravalomanana, fa vao nampiatra Ny lalana izy dia Hoy Ny sasany hoe manao jadona. Tsy mahagaga raha mbola Any @ Rambony isika @ lafiny maro.
    Misy tsy mahalala akory Ny maha-zava dehibe Ny maha olon’ny Afrika Ny Filoha Ravalomanana. Vao maika aza nanagadra fialonana hoan’ ny sasany fotsiny

  3. Raja tsy tsapanao fa misy fahaizana mitondra izay eken’ny iraisam-pirenena, af atsy ireo miara-komana @ frantsay, iray porofo milaza ihany koa fa nitondrany Ny demokrasia Ny filoha Ravalomanana, fa vao nampiatra Ny lalana izy dia Hoy Ny sasany hoe manao jadona. Tsy mahagaga raha mbola Any @ Rambony isika @ lafiny maro.
    Misy tsy mahalala akory Ny maha-zava dehibe Ny maha olon’ny Afrika Ny Filoha Ravalomanana. Vao maika aza nanagadra fialonana hoan’ ny sasany fotsiny

  4. Raha champion du monde amin’ny football ohatra ianao ry nalisoa dia tsy ilay trophée vongan-javatra iny akory no hitondra zavatra ho anao fa ilay titre entin’ilay trophée no zava-dehibe.

  5. Hitondra inona ho an’ny firenena ?? …Valiny mazava tsara = Hitondra « conscience collective » ho an’ny malagasy ka tsy hanaonao fahatany @ fifidianana ho avy, tsy ho entin’ny fo fotsiny, tsy ho mora sodokan’ny mena na « orange » miraviravy fa mba tena hisaina ka mba ho olona tena hampandroso @ tsara no ho fidian’ny malagasy eo.Dia izay « conscience collective » izay no hitondra soa raha tafapetraka.Ny maro @ malagasy dia » olon’ny fo » fa tsy « olon’ny zava-bita no ifampitsaràna » ka raha vao tolorana zavatra manaitra toy ny hoe: rindrankira, cinéma, kabary na seho mambabo fo, sns..dia tonga dia mihevitra fa ilay olona nambabo fo no tena izy !!!! Tandremo, tsy tantara mbola ho foronina izany fa efa niseho teto Madagasikara t@ 2009 ! Dia niaraha-nahita ny vokany: RATSY ! _____Ny trophée azon’i Ra8 dia midika fa nisy zava-bita tao matoa hitan’ny olona avy any ivelany mihitsy.Ka

  6. Hitondra inona ho an’ny firenena anefa ilay trophée?????

Poster un commentaire