André Rasolo : Solidarité « betsileo » envers Christine R.

André Rasolo condamne l’expulsion manu militari de l’ancienne présidente de l’Assemblée nationale.

En tant que « raiamandreny » de la Région d’Amoron’i Mania comme il le revendique, André Rasolo « condamne l’expulsion manu militari de son domicile, de la députée d’Ambatofinandrahana, Christine Razanamahasoa, ancienne présidente de l’Assemblée nationale ». La légendaire solidarité entre Betsileo (nuance avec tribalisme) n’est visiblement pas de vains mots pour ce professeur de sociologie politique qui dénonce « cette mesure d’expulsion exécutée de la façon la plus humiliante qui vise exclusivement cette personnalité de notre Région tout en ménageant les autres anciens chefs d’institutions qui occupent, comme elle, des logements de fonction ».

Etat républicain. Ce membre de l’intelligentsia betsileo de souligner que « nous sommes dans un État Républicain, et non pas dans une monarchie républicaine. Faut-il traiter de cette façon une femme, dignitaire de notre Région, parce qu’elle s’est insurgée contre la manière de faire adopter les nouvelles lois électorales ? ». A son avis, le régime actuel ne peut pas, tout à la fois, appeler au calme et continuer d’allumer le feu en provoquant sans cesse des colères et fractures sociales. « Pour éviter la répétition de telle « erreur » administrative flagrante, ensemble, ressaisissons-nous, ne poussons pas le pays dans un abîme. En cette période électorale agitée, mettons en œuvre la culture du dialogue et de la paix », préconise-t-il.  

Propos recueillis par R. O

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

13 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Ianareo mpisolelaka HVM ireo hanenina daholo tsy ho ela, tsy misy maharatsy ny hidrany ny foko amin’izany vakio tsara fa tsy foko no fotony hevitra fa firaisankina.

  2. Mahagaga raha olona tahaka anao A/toa Rasolo André,sociologue,no manana fihevitra tahaka ireny.Mandoto rano,satria matoa ny olona miaro an’i R/toa Christine,dia noho izy ministra fitsarana teo aloha,raiamandreny,GASY.Mino aho fa na izy aza dia tsy hiombo-kevitra aminao araka ny fahafantarako azy.Aoka izay ny fiteny hoe: »zanak’i X Y na Z .Tazony ho anao irery ny fisainanao,fa tsy hisy voasarika aminy toe-tsaina tsy mandaitra .

  3. RAHA resaka solidarité no atao vonina aho, andao hiara hiady amin’n’y fahabadoana s’y fahantrana ary n’y tsy fanarahan-dalana fa vonona izahay, aza asiana resa-poko fa miaro anao ny vahoaka malagasy ra marina ny ataonao,
    Ray mihinana tsy miantso solidarité, fa efa kenda ny taolana vao domy aho t’y solidarité, mirary fampaherezana s’y fihononana ho anao n’y tenako,
    fa j’a dia samy avy minisitra aza , dia aza mifampiaro amin’n’y tsy fanarahan-dalana. Merci Président de la République je soutient ton courage, tadiavo fa mbola Misy haha koa any. De hatramin’n’y vazaha s’y karana ary sinoa koa.

  4. RAHA resaka solidarité no atao vonina aho, and ai hiasa amin’n’y fahabadoana s’y fahantrana ary n’y tsy fanarahan-dalana fa vonona izahay, fa j’a dia samy avy minisitra aza , dia aza mifampiaro amin’n’y tsy fanarahan-dalana. Merci Président de la République je soutient ton courage, tadiavo fa mbola Misy haha koa any. De hatramin’n’y vazaha s’y karana ary sinoa koa.

  5. C’est tellement vrai, n’importé qui, et qui que c’est soit, n’est hors-la-loi , donc, tous ceux qui ne respecte la loi méritent d’être punis ou corrigé,
    Bonne exemples pour la France, même les chefs d’état, ne pourrait pas s’enfuir les lois,

  6. Mampalahelo fa sociologue razokibe kanefa mandrangaranga resa-poko izay efa nampizarazara ny malagasy. Raha merina izany Ramatoa Christine dia tsy nampaninona azy ?

    @ maha-olombelona aloha dia henjana ilay trangan-javatra fa ramatoa Christine kosa ange Magistrat ary efa tsy minisitra ka inona no mbola natao tao hatr@ 2014 no nankaty ? Moa ilay fanjakana koa karazany niandry kendry tohana fotsiny fa tsy mba anano izay hialan’io olona io nanomboka t@janvier 2014

    Menatra anao aho Mr Rasolo André @ ity fomba fijery. raha irony tangalamena irony mbola azoko ekena fa ianao sady efa minisitra taloha no sociologue, ho aiza ity firenentsika ity ?

    Tsy ny naha-betsileo azy no nandroahana azy fa noho izy tsy nanara-dalàna, toy izany koa ilay sénateur Rina Andriamandavy. Azonao ve sa mila hazavaina ela be vao mora azo ?

  7. Efa voa aloha ny anay d mangina no azonay atao sady tsy voalohany izao fa efa mateti-piavy , kanefa tsarovy ry Fanjakana Jadona fa toerana ifandimbiasan-toerana ny fahefana ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e! mankahery antsika zanaky ny Fianarantsoa e:

  8. Aza be sokela fa samy lazaina ro avy eto.Fero mody any ambala raneny fa any ro fiaviana,samy masina aminy taniny.Ataovy soa ny tarona fa sitrapo drakamisy nanambady ambaniandro,eko le ianareo ro manao an’izay tsa nahoana!

  9. Efa 2018 dia mbola resaka foko faona ? Aiza moa no hivaotra isika

  10. · Edit

    Tsy hoe resaka fifamaliana ny eto fa mazava tsara angamba @ olona izay mety hahazo fanazavana io nolazaiko ambany io. Aza izay resaka ara-poko izany no anehoana hevitra momba ny toe-draharaha iray fa @ maha-olombelona fotsiny na @ maha-Malagasy fotsiny. Marina ny lazain’ny namantsika io fa voazarazara ara-poko isika fa tsy entina @ zavatra ratsy fa raisina ho toy ny harena. Fa raha entina @ lafiratsiny dia mampizarazara.

    Tadidio koa fa efa be dia be ange ny foko mifampidipiditra eto. Ny tenako izay manoratra izao dia misy foko roa samihafa avy @ lafin’ny raiko ary foko roa samihafa koa avy @ lafiny reniko, dia inona aho izany, valiny Malagasy aho.

  11. Miala tsiny fa betsaka ny fikambanana avy amin’ny tany niaviany eto amintsika, toy ny hoe fikambanan’ny zanaka Avaratra, ny Fikambanan’ny Sud-Est, ny fikambanan’ny MAFAMI samy efa nanao fanambarana politika daholo ireny kanefa tsy nisy nanakiana hoe tsy tokony harangaranga na ny fihaviana na ny resaka foko. Koa nahoana moa no dia kianina toy izany Atoa Rasolo André raha mijoro amin’ny maha Betsileo azy sy maneho ny solidarité amin’izany? Izaho tsy miditra amin’ny Resaka Christine fa teny tokana fotsiny no tiako hatao: mba esory daholo ireo olona efa tsy mpiasam-panjakana intsony sy ireo efa limogé rehetra mbola mibodo ny tranom-panjakana fa aza asiana halako bika sy tsy tiako tarehy. Izay ihany no tiako hambara ka dia aoka tsy dia ho sensible loatra amin’izany isika malagasy fa na tiana na tsy tiana dia efa voazarazara ho foko isika ary harena izany fahasamihafana izany amiko fa tsy sanatria hitondra fisaraham-bazana amin’ny samy Malagasy.

  12. Inona koa no hifandraisan’ny maha Betsileo azy amin’izany e. Io ramatoa io aza efa mahamenatra ny Betsileo. Ary SON DOMICILE ahoana koa e ! Efa hoe tranom-panjakana io fa tsy azy manokana ary efa firy taona nigalabona tao foana nefa efa ni-inviter niala tao.

  13. · Edit

    Amiko aloha tsy mety velively no amoahana hevitra momba izao raharaha izao ampifandraisina amin’ny lafiny ara-poko. Aza arangaranga intsony izany fa samy Malagasy isIka. Izany foana no atao andranitana ny fankahalana ara-poko. Nolovaintsika tamin’ny vazaha mpanjanaka izany toe-tsaina izany. Fa raiso amin’ny maha-olombelona azy fotsiny.

    Manaraka izay, tsy mety hoy aho io mifanenjikenjika ara-politika io satria izay ataonao raha mbola eo amin’ny fitondrana ianao dia valian’ny hafa rehefa tsy eo intsony ianao. Mba anontanio anie io manamboninahitra telolahy indrinra fa i Colonel Charles tamin’ny nanaovan’io Ramatoa io azy ireo e. Izao izany dia mivaly aminy indray ny nataony.

    Misy Ray aman-drenibe any amin’ny Akademia Malagasy any, nampitondrain’io Ramatoa io faisana tamin’izy mbola Minisitry ny Fitsarana. Tsy hoe manozona aho sanatria fa reny mbola mivaly aminy dia ho raharaha ihany.

    Tsy mety hoy aho io mifanenjika io.

    Na dia izany aza dia mivavaka ho azy ihany ny tenanay.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.