MinFOP : Le bras de fer persiste

Jacaranda

Le bras de fer entre des hauts responsables au sein du ministère de la Fonction Publique et les administrateurs civils qui y sont affectés, a connu hier un nouveau rebondissement. Nouveau rebondissement qui a compromis la charte des valeurs conclue entre les deux parties il y a quelques mois. Une altercation verbale a eu même lieu hier entre un administrateur civil et le directeur de cabinet du ministère. Ce dernier n’a pas digéré le fait que les administrateurs civils (AC) ont érigé une banderole dans l’enceinte du ministère. D’après lui, cette attitude n’est pas favorable à la mise en œuvre de l’accord trouvé entre les deux parties. A rappeler que les AC revendiquent les postes qui doivent leur revenir dans leur ministère de rattachement.

  1. R. Eugène
Blueline Air Fiber

Share This Post

4 Comments - Write a Comment

  1. LE MINISITRY NY FOP IO NGE TENA CAÏMAN E! TAMIN IZY SIMPLE MAGISTRAT TANY MOROMBE DE 1 MILLIONS 500M NO ANARANY SATRIA SATRIA RAHA TSISY AN IO DE TSY MIRESAKA IZY.

  2. BE LOATRA NY KOLIKOLY ANIVONIO MIN FOP IO TSY MAHAGAGA SATRIA MAMBA NOANA IO MINISITRA MALASO IO NANOMBOKA NAHATEO AZY POTIKY NY KOLIKOLY IO MINISTERE IO

  3. ahitsiko kely: olona tsy nianatra akory momba ilay raharaha ka manambola na mahitahita no mibahan-toerana ary tena iainana izany raha pme/btp/genie rural no jerena-ireo sekoly tsy miankina tsy manana mpampianatra fa mitsipona etsy sy eroa no tsy mahaloa hofatrano hany ka very hasina ny fampianarana manampy trotraka ilay deliberation 8/20 dia afaka toa potehina ny tanora lasa be diplaoma fa tsy a niveau ka aoka ho elites ka haverina ho 12/20 vao omena diplaoma

  4. TSY NY ADMINISTRATEURS CIVILS IRERY IHANY NO MITAKY IZANY FA NY TEKNISIANINA REHETRA ARY @ SEHATRA REHETRA-DOKOTERA RAHA RESAKA FAHASALAMANA NA FITANTANANA NA FAMORONANA HOPITALY -MPIASAN’NY DOANY RAHA RESAKA DOANY-INGENIEUR TP RAHA RESAKA BTP NA MINISTERE NA ORINASA-NY MISY DIA NY POLITIKA NA NY VOLA NO MAHERY KA NA OLONA TSY NIANATRA AKORY FA MANAMBOLA NO MANJAKA-AORENO BANKY HANAMPY DOKOTERA HANANGANA HOPITALY NA DENTISTERIE NA INGENIEURS HANORINA ENTREPRISES NA INDUSTRIES NA NY HAFA TSY HO VOATANISA-AMPIASAO VOLAMENA BOIS DE ROSE FA AMPAHANY KELY MONJA DIA AMPY

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.