FOP : Contre-manifestation hier aux 67ha



Jacaranda
Les partisans du ministre ont érigé des banderoles hier au MinFOP.

Le bras de fer persiste au ministère de la Fonction Publique. Si les grévistes essaient de bloquer l’administration, les partisans du ministre Maharante Jean De Dieu ont réagi hier en déclarant que la machine administrative continue de fonctionner aux 67ha. Le directeur de cabinet Avimana a appelé hier les fonctionnaires au ministère de la Fonction Publique à poursuivre leur travail dans l’intérêt supérieur de la nation. Il a laissé entendre que, des mesures seront prises à l’endroit de ceux qui entravent au bon fonctionnement de l’administration aux 67ha.

R. Eugène


Share This Post

6 Comments - Write a Comment

  1. teny @ hjra dia nanambara ny fisian’ny favoritisme na kolikoly @ fanafenana ka ivarotana ny remplacement numerique ry zareo-ireo fonctionnaires miaro ny nahatafidirana azy t@ kolikoly na io recrutenent numerique na io kolikoly @ concours izay no misakana azy ireo tsy hanampy ny anp 73 fa matahotra sao hibaribary noho izany angatahina ry mme christine sy me hanitra izay mpahay lalana hanao fitoriana @ bianco ka hampanao lisitra ireo retraités hatr@ 2004 sy ireo nampidirina t@ alalan’ny remplacement numerique ka hamarinina ny anaran-drainy na reniny raha hita @ lisitry ny retraitès-misy ireo nangataka remplacement numerique no 2 na 3 taona aty aorian’ny fangatahany vao lazaina f’efa lasan’olona ny toerany

  2. FARAN IZAY OLONA RATSY TSISY IALANA AZY IO MAHARANTY IO ARY VOAFITAKA I HERY MIARAKA AMINY FA METY TSY FANTANY IO. ANGONINY DAHOLO ZAO KARAZANA JIOLAHIMBOTO ZAO HIARAHIASA AMINY

  3. FANITSIANA
    NANAO FAHIRANAO AN’ANTANANARIVO T@ 2002

  4. Hoan’ireo izay tsy mahalala dia fantaro tsara fa io maharante jean de dieu io ilay filohan’ny faritanin’ny Toliary mizaka-tena, izany hoe ilay nanao fahirano an’Antananarivo t@ 2009. T@ 2009 indray dia niaraka t@ ireo mpanogam-panjakana sy nanejika an’i Ravalomanana. Ary izao indray dia miaraka @ hvm. Izy ilay nanao hoe eto Antananarivo tsy azo hanaovana fihetsiketsehana fa any @ faritra azo hanaovana. Izany dia mba hananakanana ny TIM tsy hankalaza ny faha 15 taoany ary hanohanana ny ny hetsiky ny hvm tany Toliary. Io mihitsy no mila harodana voalaohany miaraka @-dry rivo rakotovao sy ry tazafy armand.

  5. HASKASAKANAO TSY HIINO « EKENAY MAHARANTE AZOVY MOA TSY NAMADIKA PALITAO AMIn’ireo ministre ireo? m, ambaroa amin’iroe minitre ireo no tsy tia vola ?

  6. Tsy mino mihitsy aho fa hoe: EKENAREO I MAHARANTE ,io indrindra no olona tokony hogadraina sady mpamadibadika palitao no mpanao hafetsena mba hananan-karena haingana.
    Tsy ilay olona no ekenareo fa ny vola omeny anareo izay mbola volam-bahoaka ihany koa.

Post Comment