Carlton : Deux anciens PM présents

Des personnalités politiques et deux anciens Premier ministres ont répondu présents au premier forum international de l’Initiative Emergence Madagascar (IEM), hier, au Carlton. Pour les deux anciens chefs de gouvernement, il s’agit notamment de Norbert Lala Ratsirahonana et Camille Vital. Quant aux politiciens, citons, entre autres, Sylvain Rabetsaroana, Soja Jean André dit Kaleta et Alexandre Georget.

Dominique R.

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

4 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Tena loza mitatao ity fisotroana n’IEM-anin-drajoelina ity ka!

  2. – Misaotra eram-po ary eran-tsaina aminao Lazalazao faha marina mihitsy ny teninao rehetra. Dangereux mihitsy io ranamana kely io ary ireo izay tsy mbola resi-lahatra amin’izany dia tena Fahavalo an’ity Firenena ity.Ny tena marina amin’izao raharaha izao Lazalazao dia tsotra: Manao vivato ny ainy mihitsy izy haka fitondrana , fara faharatsiny seza ho Premier ministre naha Ministre selon ny accord hifanaovany amin’i Ravalo satria izy roalahy ireo raha tsy lany dia hihisy anao sesi-tany nohon’ny Kolikoly Avo-lenta nataony. Ho tonga saina daholo anie ny Malagasy no vavaka heran-tsika hatao Lazalazao.

  3. Que c’est triste que le caprice d’un putschiste et d’un mégalomane affecte la situation actuelle.

  4. Lazalazao Tsimiamboholahy
    Hitako be resaka be ianao, ary be dia be NY fehezan-teny miverimberina. Ny hevitra tsy tonga dia mivoaka fa miolakolakabe loatra. Izany hoe mbola tsy ampy ilay fahaiza-manao. Fa Ny voalaza dia azo hiadiva-kevitra foana. Mihaino tsara aho fa gasy Ge fika koa ity. Samy milaza ho tena izy, Nefa tsy hita mazava NY foto-kevitra. Ary tena miteniteny foana porofo fa tena firenena mahantra isika ka teraka NY adala toy itony.
    il y a 1 secondeCe sont tous les putschistes de 2009, responsable de la dégringolade de Madagascar dans tous les domaines.ATTENTION DANGER.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.