IEM-Rajoelina : « Un nouveau souffle pour Madagascar »

L’ancien président de la Transition, Andry Rajoelina, compte sur l’IEM pour apporter des idées phares et des projets d’envergure. (Photo Yvon RAM)

L’ancien Président de la Transition a fondé l’IEM dans le but de mettre en place une plateforme de concertation rassemblant entre autres, les experts nationaux et internationaux, des personnalités engagées et des partenaires stratégiques et financiers.    

Le premier forum international de l’Initiative Emergence Madagascar (IEM) qui se tient durant deux jours (hier et ce jour), à l’hôtel Carlton, se focalise sur cinq thèmes majeurs, à savoir, l’énergie, la gouvernance, la sécurité alimentaire, les ressources naturelles et les investissements. La journée d’hier a été ainsi marquée par deux sujets, notamment l’énergie et la gouvernance. Un forum qui a vu la participation des experts nationaux et internationaux. Lors de son discours, l’ancien Président de la Transition Andry  Rajoelina, a souligné que « vous avez été nombreux à démontrer votre engouement pour prendre part à ce projet unique, visant à donner un nouveau souffle pour Madagascar ».  Et d’ajouter qu’« il faut se donner la main au profit du peuple malagasy et des futures générations ».

Production. Toujours lors de son intervention, l’initiateur de la révolution orange de se demander, « est-il normal que depuis l’indépendance, la production d’électricité à Madagascar est de 420 Mégawatt seulement pour 25 millions d’habitants soit, seulement 15% de la population ayant accès à l’électricité…Comment est-il possible que nous avons importé près de 300.000 tonnes de riz en 2017 alors que nous étions le grenier rizicole de l’Afrique dans les années 70. Qu’avons-nous fait des 18 millions de terres arables à Madagascar ? ».

Cohésion. Décidément, Andry Rajoelina reste convaincu quant à la réussite de l’IEM. « A compter de ce jour, nous ferons tout pour mettre Madagascar sur les rails de l’émergence. Notre unité et cohésion nationale pourraient être préservées durablement à travers les valeurs du « fihavanana », « firaisan-kina » et du « fahendrena », c’est-à-dire l’unité, l’entraide et la sagesse, des valeurs propres à notre culture. Il est grand temps que l’intérêt supérieur de la Nation prime car notre pays ne doit plus être l’otage des intérêts politiques de quelques uns. Car il ne s’agit pas de moi, ni d’eux mais de l’avenir de Madagascar ». Pourrait-on ainsi s’attendre à ce que ces deux journées de réflexion et d’échanges d’idées seront notamment mises à profit pour propulser l’économie du pays comme il faut ?

Dominique R.  

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

18 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. · Edit

    Tokony mba haseho ilay document IEM zany fa sasatra ny manao recherche ny tenanay fa tsy mahita. Ataovy hitam-bahoaka fa aza atao VILIANTSAHONA malaza tsy ihinanana.

  2. Aoka isika hijery amin’ny maso tsy miangatra !!!
    Tsy miteny za fa lavorary ny Pr Andry RAJOELINA a! Fa amiko mendrika Izy raha mbola samy mpitantana no horesahina.
    Izy izay nofitahina nefa nangina (…)
    Ary tsy afeniko fa manohana azy aho na iza na iza hanaratsy, na iza na iza handrahona satria hitako fa Vonona Izy hanarina ny Firenentsika amin ny alalany IEM izay najorony, novolavolaina tao anatiny taona maro tao anatiny fahanginana fa tsy toy ny mpanao politika sasany izay miandry, mangataka hodokafana rehefa mba manao zavatra kely.

    Aoka ho fantatsika fa tsy mitovy mihitsy ny zava-misy tao anatin’ny tetezamita sy Fitondrana izay « reconnu au niveau international  » toy ny ankehitriny ka mahazo famatsiam-bola tsy toko tsy forohana ! Mba fantatrao fa hoatr’inona ny vola niditra tamin’ny kitapom-bola mpanjakana tato anatin’izay 4 taona nintantany zay ? Raha tsy hiresaka fotsiny isika ankoatr’ilay vola azo tamin’ny « Conference de Bailleurs » natao tany Paris Ny famatsiam-bola avy etsy sy teroa sy ny maro hafa tsy tamby isaina … (Nisy ve izany nandritra ny tetezamita ???)

    Inona nefa ny zava-misy ankehitriny ?

    – Nakatso ny fampinarana hatrany amin’ ny T1 ka jusqu’any @ Universite ( >> hatrany amin’ny kely indrindra ka hatrany amin’ny lehibe indrindra. Izany no porofo fa tena tsy zava-dehibe @ fitondrana misy ankehitriny ny fampianarana ny zanaka Malagasy. (Ny and-Ry zareo soit any ivelany no mianatra na any amin’ny Prive )

    – Ny tsy fandriam-pahalemana mangono fotsiny. Tsy ao am-pony mpitondra ankehitriny ny fiarovana ny vahoaka Malagasy sy ny Fananany. Iza no sahy milaza fa mandry ny tany ? (Nefa nampanantena izany Ry zareo mba hakany ny fon’ny Vakoaka Malagasy nandritra ny fampielezan-kevitra talohany 2014).
    Ao anatiny ny teny hoe: « Fanjakana » dia afaka ahazoantsika ny teny hoe: « Manjaka ». Inona anefa no manjaka ankehitriny ? … Ny asan-dahalo no manjaka na andrenivohitra fa indrindra ny ambanivohitra >> Any anaty ala ny tantsaha no matory Angamba efa andro sisa no hisaina raha izao no mitohy dia ho lany tamingana tanteraka ny Omby ilay mba hany heriny hoentiny miasa sy mba reharehany eo aminy fiainany. Tsy zava-dehibe amin’ny fitondrana misy amin’izao izany rehetra izany mahatoa tsy nitadiavany vahaolana tao anatin’izay efatra taona nitantany ny firenenena izay, na iza na iza handa izany ka hanamarina azy ireo.

    AND… Mpiantra ! tsy manao politika arak’izay ahafantaran’ny maro an’isa ny atao hoe Politika Fa saingy Tia tanin-drazana. Ary malahelo ny amin’ny zava-misy ankehitriny eto amin’ny firenentsika, ny zava-misy iainan’ny mpianatra Malagasy, ny zava-misy iainan’ny tantsaha. Ny tantsaha izay mandrakotra ny 85 ny vahoaka Malagasy (Maro an’isa >> Tena maro an’isa.), mpiray tanin-drazana manontolo noho ny tsy fandraisan’ny Mpitondra ny andraikitra tokony nosahaniny ary tsy maintsy sahaniny noho ny veli-rano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka fony Izy tonga teo amin’ny fitondrana nefa tsy vitany, nefa tsy nataony.

    Tompo o ! Vonjeo izay ! Omeo mpitondra tena Vonona hiady amin’ny ratsy amin’ny endriny rehetra, mpitondra mahafoy tena hiaro sy hitantana ny vahoakanao hiala amin’ny fahasahiranana ary indrindra hakany aminao.

  3. Na iza na iza hanaratsy !
    Na iza na iza hanakana !
    Na iza na iza handrahona !

    On est toujours MAPAR.
    Point final.

  4. mb mila fanampiana ; te hihaona @ foiben IEM . AIZ n mety mb ahitako azy? na oatra mb mis contacte azafady?

  5. mb fanampiana @ egna

  6. Mba misy afaka manome ohatra ve tam tsara nataonilay bandy io ho ani firenena nandritra ny didijadona nitondrany nanomboka tam fibodoana ny tetezamita ? Ny tadidiko de ny nananganany ny kianja rugby sy coliseum ary hopitaly manarapenitra tsy zakani daholobe.
    Ohatra hafa?

  7. Au secours nous sommes envahit par des parasites, il ne lâche rien celui là….. nan pas besoin de toi andry on n’a pas oublié et on n’oubliera jamais que tu as entrainé le pays dans le gouffre et pour ton intêret personnel donc NON NON NON NI TOI NI HERY NI RAVALO on veut une personne qui aime son pays et qui veut nous sortir de cette immense misère

  8. Sao adino ary fa nilatsaka ambany be ny fahefa-mividy taminio bandy io.Dia lazaiko an zay mpomba azy fa tsy hisy iraisam-pirenena hatoky mpanongam-panjkana zany.
    Transition ary 4 ans hanao inon .Hihinana.Cst CT noforonina mba hihinana.Ny bois de rose .Ny kolikoly lasa ambony be nanombola tam 2009 .Ny olona lasa mpanglatra sy tsy azo atokisana ny ankamaroany.
    Feno mpaminany sandoka sns
    Ny basy ny fandriampahalemana.
    Mahay mitantana ve dia tsy nahay nitsinjo hoe inona no vokatry ny ataono rahampitso.Firenena io fa tsy tokotranonao.Na hanontany expert aiza na aiza dia iny 2009 iny no nampiova ny toe-tsain sasany tia hanana vetivety.

  9. « Ceux qui ne se souviennent pas du passé sont condamnés à le revivre « 

  10. Andry Rajoeliina dia tena tsara ho an’ny fitantanana tsara an’i Madagasikara
    Raha oharina amin’ireo mpanao politika Malagasy tsy misy fiatraikany, ary manome toky anao aho fa miaraka amin’i Marc Ravalomanana, ny Malagasy dia hijaly tsy hisy izany mihitsy, fantatrao fa ny fahitana ny mpandraharaha dia iray fotsiny. ny tombontsoany ary tsy manaiky ny tsy fahampiana izany hatramin’ny taona 2009 ka hatramin’izao dia mbola mandany vola fotsiny i Marc Ravalomanana, na ny lehibeny aza tsy mandeha amin’ny vola ary ny tombontsoany dia miaraka amin’i Marc Ravalomanana eo amin’ny fitondrana Voalohany indrindra, ny boky dia ny fitantarany ny volany goavambe izay nolavina nanomboka tamin’ny taona 2009 ka hatramin’ny andron’ny fitokanana ny fahefana ary ny fahaverezan’ny orinasa fa tsy amin’ny vahoaka malagasy.

  11. Ce petit gars n a rien fait de bien pour le pays durant la transition qu’il a boudée pendant 5 ans alors que normalement prévue pendant un an maxi. Et les opérateurs étrangers qui l’accompagnent ignorent celà.
    Je répète que ce gars est à l’origine de la misère actuelle à cause des nombreux pillages qu’il a ordonnés sur les nombreuses usines et sociétés qui ont fait vivre des milliers de foyers. Et des gens ont perdu leur emploi et restent encore à ce jour à la rue. Leurs enfants sont descolarises.
    L’insécurité s’accroît avec de la barbarie car la gestion des armes est incontrôlée du fait que les militaires sont devenus une force de répression auprès de la population pour que ce petit gars regne dans la dictature.
    Sans oublier les corruptions partout qui sont devenues de règles, lui non plus était le premier à ignorer la loi , indiscipliné et les porteurs de pouvoirs l’ont suivi.
    Et maintenant il ose encore se manifester. Mais il croît les malgaches pour qui? Putaiiiinnn!!!@
    Avis à vous étrangers français américains etc… de son côté.

  12. Mino aho fa Andry Rajoeliina no tsara ho tsara fitantanana ny Nosy Lehibe mpanao politika Malagasy rehetra tsy an-kanavaka, miampy Lazaiko marina aminareo fa amin’ny Marc Ravalomanana, Madagascar dia hijaly toy ny mandrakizay, dia fantatrareo fa ny fahitana ny ny mpandraharaha fotsiny izany mba hahazo ny zavatra mahaliana sy tsy manaiky ny fahaverezan’ny handresy izany hatramin’ny taona 2009 hatramin’izao Marc Ravalomanana ihany no mandany ny solo mEMEME tsy miasa raha tsy ny tombontsoany mba toy izany Marc Ravalomanana teo amin’ny fitondrana tamin’ny voalohany dia ny vola izay goavam ny rava sy ny fatiantoka ny zavamaniry fa tsy ny vahoaka Malagasy.

  13. Je pense bien que Andry Rajoeliina est mieux pour la bonne gouvernance de la grande Île par à tous les politiciens malgaches sans exception, en plus je vous assure que avec Marc Ravalomanana, les malgaches vont souffrir que jamais, vous savez bien que la vision d’ un homme d’affaires c’est juste de gagner ses intérêts et il n’ acceptes pas la manque à gagner donc depuis 2009 jusqu’aujourd’hui Marc Ravalomanana ne fait que de dépenses memême ses lieutenants ne marchent sans leurs intérêts donc avec Marc Ravalomanana au pouvoir tout d’ abord c’est son argent colossal qui l’ a gaspillé et les pertes de ses usines mais pas du tout le peuple malgache.

  14. – Lazalazao, Babaky Bravo les gars. ETOTRA VAOVAO no tediaviny ity Bac-7 ity miaraka amin’ireto ESCROCS ( Investisseurs ) de réputation mondiale ireto ho entina handevozana indray an’i Madagascar faha tsy ho SOUFFLE izay angamba tsy fantan’i Dominique R.ny tena dikany mahatonga azy hifidy an’io teny Souffle io. RIVOTRA ve havelina an’ireto Malagasy efa fadiranovana ireto? TSIA ry Malagasy, noho izany tsy Mila an’io intsony i Madagascar.

  15. ZAY mihitsy, nanimba sy nandatsaka ny firenena tao anatin’ny haizina nandritra ny enin-taona ry zareo dia zao dia milaza fa hanao emergence hono
    tsy moramora anie ny manarina ny firenena nosimbana tao anatin’iny tetezanihitatra iny E
    aza dia mampandry adrisa eo
    ny fampanantenaina nataonao aza tsy nisy tantareka akory

  16. Madagascar est un cimetière de projet et andry Rajoelina c’est le putschiste qui a fait plus souffrir le peuple malgache de 2009 à 2013. Rester longtemps au pouvoir sans être élu, et maintenant, financé par une sourçe  » obscure » pour gagner les élections, avec comme fournisseurs et soutiens, des étrangers qui s’apprêtent à prendre sa part de gâteau.
    On a vu pendant 5ans que rajoelina n’est pas compétent, mais aussi, la dictature qu’il a imposé à fait souffrir beaucoup de gens. Pas de Rajoelina au pouvoir, sinon, une nouvelle crise va naître.

  17. Efa reraka tsy misy SOUFFLE intsony ny gasy @ fahantrana nataonareo HAT Tetezamita azy ary notohizan’i Mampiesona misidisidina ! AMPY IZAY !

  18. Aza mba mampiesona eo e ! Ianao no tompon’andraikitra voalohany @ity kolikoly variraraka eto gasikara ity nanomboka t@ bois de rose ! Ka iza koa mbola hino an’ity IEM ty! Mety hoanaina ngah izy io?

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.