Marc Ravalomanana : Percée triomphale à Toliara

Le MAP2 du candidat n°25 a été adoubé par la population de Toliara.

Après avoir quitté hier matin Fort-Dauphin, le candidat n°25 s’est rendu à l’hôpital Philibert Tsiranana pour encourager les blessés et réconforter les familles des 30 personnes qui ont péri dans un accident de circulation qui s’est récemment produit dans cette partie de l’île. Quant à sa campagne électorale, Marc Ravalomanana a pu visiter hier cinq districts dont Tsihombe, Ampanihy, Beloha, Betioky et Toliara. A Tsihombe, Ampanihy et Beloha, le candidat du peuple a constaté de visu les réalités locales quant surtout aux problèmes liés à l’agriculture et à l’élevage ainsi qu’à la recrudescence de l’insécurité. Marc Ravalomanana a immédiatement proposé des solutions en déclarant que le MAP2 et son « Manifesto » ont été conçus pour répondre aux attentes de la population sur ces problèmes. Le candidat n°25 a terminé son périple électoral hier à Toliara où il a réalisé, contrairement aux affirmations des mauvaises langues, un exploit populaire extraordinaire. Il a été prouvé hier que Marc Ravalomanana a une bonne cote de popularité dans la Cité du Soleil.

Efficience. Jusqu’ici, le candidat n°25 opte pour l’efficience dans la gestion de sa campagne électorale, c’est-à-dire, un bon résultat à moindre coût. Là où il passe, Marc Ravalomanana arrive à drainer une foule sans engager des artistes de renom, ni distribuer des tee-shirts ou de l’argent. Et pour montrer qu’il reste le candidat le plus proche des Malgaches, il ne se contente pas de tenir des meetings dans les chefs-lieux des districts. Marc Ravalomanana se déplace dans les communes reculées de ces districts pour aller à la rencontre de ceux qui n’ont pas les moyens de monter en ville. C’était le cas à Fort-Dauphin. Le candidat n°25 était descendu dans les communes rurales de Manambaro et de Ranopiso. Marc Ravalomanana poursuit aujourd’hui son périple électoral dans le Sud du pays. Visiblement, la campagne de propagande du candidat n°25 s’accélère. Le même rythme est adopté au niveau de sa communication. Par ailleurs, le candidat a déjà fait son choix quant aux médias avec lesquels il travaille durant la campagne, un choix basé sur le principe du traitement égalitaire des candidats et l’honnêteté intellectuelle.

R. Eugène

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

17 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Tsy mbola naloan’ny vahoaka i Ra8 satria tsy mboly nisy fifidianana afaka nanambara izany, marik’izany ny popularité-ny @zao fotoana . Tsy iteny betsaka a fa ny électorat zanak’i dada dia intellectuel ka mahay mandanjalanja tsara oe manina izy no tohanana fa tsy candidat hafa. Marihiko fa ny 13 dia ilay hitondra loza eto @ firenene ary samy efa vavolombalon’izany tsika rehetra.

  2. marina zany DADA 0!

  3. Ny olona mandinika sy misaina lalina dia misafidy ny mpanangana fa ireo maivamaivan-doha sy ireo mbola bado sy ireo feno fankahalana dia mbola azo fitahana amina programa fisandratana IEM nootefena vonjy maika sy tsy natao hoan’ny malagasy akory fa hampiroboroboana ny fampiasam-bolan’ireo mpanjanaka.

  4. Politika Famille Marc RAVALOMANANA tsy vaovao intsony satria fantatra fa olona tsy mahazaka fifaninana mihintsy izy ary mazava ny antony mahamaika azy nirotsaka ho fidiana Filoha io fa dia Hamelona indray ny orin’asany manokana zay fantatsika tsara fa reo tsy manana ketrika afa tsy HISERA ny vahoaka Malagasy ohatra @zany an’iza moa ny « ASVP easy park, ny OMAVET) (Commune Urbaine Antananarivo) sns tsy voatanisa

  5. Quelles sont les stratégies des candidats vis-à-vis des investisseurs étrangers, insécurités? Ou ils continuent à promouvoir notre pays?

  6. RAZAFINDRAKOTO, naloam-bahoaka hoy ianao ? sa naloan’ny CAPSAT ? mba asio lanjany ilay vampiasana ny voambolana. t@ 200 teo @ 13 mai tsy nisy izany vahoaka lazainao izany, fa ny mpanohitra ireny hetsika ireny no betsaka. Nofitahin’i rajoelina ny 4’mi, ary ntsoiny ny mpanohitra, dia ireo no lazainao hoa vahoaka. Raha vajoaka no nanohana ilay fanoganam-panjakana dia inona ireny herim-pamoretana t@ volana mars, april ary mai 2009 ireny? sa ireny tsy vahoaka hoan’i RAZAFINDRAKOTO ?

  7. Ny vahoaka tsy mila tee shirt sy vola fa safidy dia manohana an’Ra8. Tena vola ange zany lany @ TS orange zany e, sahirana mihitsy mifoha maraina be amin’ny 3 maraina ry mpomba ny orange ,mitsimpona ny mpitrongy vao homana sy ny 4’mi rehetra mba isalotra TS orange, dia tatefina amin’ny camion ahabe isa ny fivoriana etsy sy eroa. Avy eo ireny olona ireny mamo eny amorondalana eny,
    Tsy ireny akory no afaka ifidy satria tsy manana karapifidianana. Mamita -tena ianareo e
    MAP 2 zao no programa mazava sy maharesy lahatra

  8. Na toy izao aza ny olona dia io lisim-pifidianana natao hampandresy ny hvm sy ny mapar io no tsy maintsy jerena. Tsy azo ekena ny valim-pifidianana raha vao tsy ao ny anaran’ny mpifidy. Ay ireo vondrona iraisam-pirenena ireto dia hita fa miaraka mitsikombakomba @ hvm sy ny mapar ka manakana ny tsy hijerevana ity lisim-pifidianana. Samia manara-maso akaiky izany halatra efa voaomana oizany

  9. Ny fahamatorana dia aty amin’i Dada daholo.
    Le fanaratsiana taon’ny tsy tia … aleo @ 7 novembre ny vahoaka no hiteny.
    Ny 1er tour aloha tsy azo heverina … fa ny 2ème tour de lasan’i Dada haut la main io. ity ah eto.
    Programa mipetrapetraka tsara daholo. Réaliste et sincère.
    Ravalomanana ihany.

  10. irairaina fona oe tsy maka artiste ee!tsy mizara tee shirt ee!nefa manao fizarana be isatrano mits aza !!nahazo mits aza mo izahay fa dia atao famafana zaza av misasa liz!!ra olona manotrona alo mbola tsy matoraka any ANR e!!mbola vereziny lavitra be aza!na ny resultat am 07 nov ary!!!izahay tsy mila anio olona mandavaka any gasikara io fa aleonay ANR n13

  11. Ho diso hevitra eo ianao sy ny mpombanao Ravalomanana fa efa aty @ taona 2018 isika izao fa tsy 2002 intsony. Efa mijanona nofy sisa ireny fitiavan’ny vahoaka nofitahinao t@ 2002 ireny saingy tsy adinony intsony ny ratrampo,vono olona sy famoretana ary fampijaliana nataonao azy t@ fotoana nitondranao izay natonganao nalohambahoaka ary tsy ho tafaverina eo @ fitondrana intsony ianao.MAPihomehy io vinanao io fa tsy misy ilaina azy. Efa diska goaka io.

  12. DE MBOLA TSY HAIN I RETO MAPAR RETO FA NY FANONGAM PANJAKANA NO NANDETIKA AN I MADAGASCAR ANATY LAVAKA KA MAHATONGA NY VAHOAKA HAMERINA AN I RAVALO EO INDRAY ! I

  13. Matoa ianao naloan’ny vahoaka dia noho ny ampihimamba nataonao ny harempirenena sy ny fitantanana tsy nahomby ary na ny CI ary efa nanapaka ny famatsiam-bola ka @ fomba ahoana no mbola hametrahanay vahoaka malagasy fitokisana aminao?N’importe qoui?????????????????????????????

  14. Nisy tsy tia ny MAP1 satria nampandroso antsika loatra

  15. olona tsy misy vina izany Ravalomanana izany, inona moa izany ny oe mahasamihafa ny MAP 1 izay tsy hita izay vokany teto amin ny firenena, dia izao indray aroso ity MAP 2 tsy fantatra mazava izay tena votoatiny. raha amiko manokana aloha dia resaka sy fampanantenana poakaty

  16. · Edit

    Ny MAP1 ve tsy hoe efa natao hamaly ny filan’ny mponina eeee. Raha naloan’ny vahoaka i Ravalomanana dia nohon’ny fitondrantenany sy ny fankahalany ny mpifanandrina taminy ary koa ireo fampanantenana poakaty izay nataony. Ny mifanohitra amin’izay kosa nefa no natao dia ny fampiroboroboana ny orin’asany hany ka tonga hatrany amin’ny fialonanana sy fanakatonana ireo orin’asa mpifaninanana taminy. Mazava hoazy fa ny fanorenana ireo orin’asany no vaindohandraharahany rehefa tonga eo izy. Noho izany tsy ilay intsony.

  17. Tsy misy miambatrambatra intsony fa dia ho 1er TOUR IZY ‘TY DIA VITAN’I DADA8!…Marina moa!…

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.