Marc Ravalomanana : Les « Sud-Est » convaincus par ses « Zava-bita »

Jacaranda
Le cortège de la victoire de Marc Ravalomanana à Manakara.

Les « Zava-bita » du Marc Ravalomanana durant ses mandats dont entre autres la reconstruction de l’axe routier reliant Vohiposa et Manakara restent ancrés dans la mémoire de la population de la partie Sud-Est du pays. C’est ce qu’on a constaté au cours des déplacements effectués hier par le candidat n°25 dans de nombreux districts des régions Vatovavy-Fitovinany et Atsimo Atsinanana. Avant-hier, il a bouclé sa tournée électorale à Ihosy et Manakara. A Ihosy, la présence d’une foule immense au meeting du candidat n°25 s’explique par le fait que la population locale se souvient encore de la performance de son régime qui a réhabilité la route « Tampon’Ihorombe ». Bref, des réalisations qui avaient des impacts palpables sur la vie de la population de cette partie Sud Est de Madagascar. Hier, le candidat n°25 a visité plusieurs localités, de Farafangana à Ambalavao en passant par Lokomby, Vangaindrano, Ikongo et Vondrozo. Au cours de ses déplacements, Marc Ravalomanana a déclaré que l’heure n’est plus à la démagogie. « Je vous demande d’aller voter le 7 novembre prochain. Et je vous exhorte à voter pour un candidat qui a déjà réalisé beaucoup de choses pour vous. », a-t-il martelé à Manakara.

Candidat de tous les Malgaches. Jusque-là, Marc Ravalomanana arrive toujours à prouver qu’il est le candidat de tous les Malgaches, Merina ou côtiers, blancs ou noirs, riches ou pauvres. Raison pour laquelle, il a choisi la partie Nord du pays pour tenir son premier meeting de campagne. Après le Nord, il s’est rendu dans le Sud. Et là où il est passé, les gens viennent toujours en masse pour connaître ce que proposent le « Manifesto » et le MAP2. Deux documents stratégiques que le candidat n°28 a élaboré pour guérir les maux qui gangrènent le pays depuis le coup d’Etat de 2009. En tout cas, Marc Ravalomanana poursuit aujourd’hui son périple électoral dans la partie Sud du pays avant de rejoindre samedi la Capitale où il prévoit de tenir un grand meeting à Ambohijatovo. Parallèlement à cette tournée dans la partie Sud du pays, ses partisans se mobilisent à Antananarivo et ses environs. Hier, Lalao Ravalomanana a mené campagne à Alakamisy Fenoarivo.

R. Eugène

Blueline Air Fiber

Share This Post

36 Comments - Write a Comment

  1. Izahay tasaha aty faritra Itasy de maniry mafy ny iverenany fa mijaly e.
    lalana ratsy tany ts mlam

  2. Nanao ny IEM Rajoelina: _Trano mora – Nisy 4amis afaka nividy an’izany ve?
    _ Hopitaly manara-penitra – Nisy mahantra nazaka ny fahefam-bidy
    tao ve?
    _Tsena mora – Aniza ny entana alatra namidy tao nandritran’ny
    tetezamita?

    RAVALOMANANA Marc ihany no mendrika ho filohan’i MADAGASIKARA

  3. ny vahoaka ny sud est dia efa resy lahatra tanteraka amin’ny vina IEM izay entin’ny filoha rajoelina, ravalomanana dia tsy manana vina maty paika fa ny tombotsoany manokana ihany no zava dehibe aminy

  4. TADIDIO FA NY FAHATAHORAN’NYFRANTSAY HAHATANTERAKA NY MAP SY NY 4L ISATRANO NO NANONGANANA AZY-TOY IZANY KOA NY RESAKA TIKO:AZA HADINO FA RATSIRAKA NO NANOME EXONERATION NY TIKO SATRIA NIALA T@ FRANTSA IDAGO KA NALEONY NANOME VAHANA NY TIKO HIFANINANA @ KARANA-TSY NANAIKY HATAON-DRATSIRAKA SARIBAKOLY RA8 T@2002 DIA NAMALIFATY IZY NANAIKY TOLOTANAN’ NY FRANTSAY HANONGANA AN-DRA8 DIA NAMADIKA NY NIFANARAHAN-DREO RAJOELINA HOY NY FANAMBARANY TAO CARLTON-TSY HOMBA RAJOELINA MANAKARA RAHA IZAY NATAONY AN’I KOLONELY CHARLES ZAY-TADIDIO NY REHETRA NOBORAHANY-FIDIO IHANY RAJOELINA E-TIKO MIJANONA ETO DAGO FA NY AN’NY ORANGE ATAONY ANY DIBAY

  5. Tsy azok mitsy isika Malagasy. Toa fihetsempo no betsaka. How za tsy tia an ravalo fa mpanao didy jadona. zaho tsy tia an Rajoelina fa zao… Nena ny saina no miasa, jereko ny bilan tsirairay. Itako fa tsara kokoa 2002-2009 no 2009-2013.mazava ny statistic, tsy ilana adihevitra. Ka miangavy a ry mpiray tanindrazan ,sain ampiasaina fa tsy sentiment

  6. J’espère qu’il fait un bon changement pour les citoyens malgaches!

  7. enao mifidy orange io sy ny taranakao no no manefa ny vola laniny @ propagande

  8. sokafy ny maso de mba fantaro oe ohatrinona ny vola lanin’orange am propagande, enao mifidy azy io no ataony manefa ze lany rehetra eo, aza variana am marketing

  9. Ary ty volabe entin’ny n°13 nga tsy vola nangalarina, tsy vola azo avy t@ bois de rose?Tsy tonga saina mihitsy ny gasy kely fa mila averina ny vola lany nandritra ty propagandy ty dia ny fanahiny ihany no varotany @ zany; Izay no vidin’ny tee-shirt sy ny elo sy ny sns nataony fafy katrana teo. Mampalahelo fa ny fahantrana no entin’ny 13 ividianana ny fanahin’ny Gasy tsy ampy fiheverana.

  10. Toujours des fausses promesses que le candidat N°25 présente au population. Pourquoi il n’est pas réaliser son projet MAP1 pendant le 07 ans de pouvoir depuis l’année 2002 – 2009 parce que l’égoïsme qui dirige sa vie et ensuite zéro dignité pour développer le pays.

  11. Toujours des fausses promesses que le candidat N°25 présente au population. Pourquoi il n’est pas réaliser son projet MAP1 pendant le 07 ans de pouvoir depuis l’année 2002 – 2009 parce que l’égoïsme qui dirige sa vie et ensuite zéro dignité pour développer le pays.

  12. efa tsy lasa tsony ianao ra dada a!!efa any am candidat n13 ny safidy ny maro anisa amzao!!!resaka ka atao ny anao eny fa na ianao aza anie efa malala fa tsy ho lany intsony e!mato tsy sahy mi investe be otran tam 2007 tsony!

  13. Toujours des fausses promesses que le candidat N°25 présente au population. Pourquoi il n’est pas réaliser son projet MAP1 pendant le 07 ans de pouvoir depuis l’année 2002 – 2009 parce que l’égoïsme qui dirige sa vie et ensuite zéro dignité pour développer le pays.

  14. Hahahaha
    C’est pas facile de se repérer avec 36 numéros, hein!
    Comme le fameux dicton « il n’y a pas 36 solutions » … on est quelque peu predu.
    C’est un vrai bordel le multipartisme.
    Et tout le monde trouve ça normal.

  15. Andriamaro Rakotondravao Hery
    Mba olona manao cravate toa anareo izao ve dia fautes d’orthographes raofina @ sobika!!!Sa izay ilay bling bling nitaizana anareo.Tia kisehoseho fotsiny hanambakàna ny mahantra kanefa zéro manatody hoy ny kilonga izay!
    Fehiny,mitenena teny gasy fa tsy au niveau ny fahaizanao!!!

  16. Ravalo ihany no lany eo. Lany vola eo fotsiny ny putchiste sy ny tariny. Eo atsika mahita izy.

  17. DJ ve??? Tsy mila prezida handoha hofan-trano amin’ny Frantsay izay mamatsy vola ne azy amin’ny fampielezan-keviny izao ny Malagasy izay tonga saina. Izay vendrana sy matim-pisesehoana ihany no tsy mahatakatra ny takalom-patsa vidim-pinanan’ny Reny Malalan’ny sasany e! Tsy Mila rajakom-bazahy aho. Asa ianao??? Gasy toa an’i Ravalo ihany no hanavotra ny Gasy.

  18. Nenay num 13 ihany, Ravalo nanagadra ny havanay t@ 2001 ireny, efa notenenina fona oe, ataovy ny fampihavanampirenena, enay ts mis any R8.

  19. aza disoana ny tantara sy ny zava -nisy e ze nangalatra ankeriny Fahefana teto tsy nisy Safidim-bahoaka no tena mpamono olona ze lanin’ny vahoaka amin’ny 7 Novembre iahany io no izy na da ilay mpanao coup d’Etat aza e ……

  20. 2009 – Ohatrinona ny mofo, menaka etc.. nampanantenaina teny amin ny 13 May? ny Air malade mbola fampanantenana hampidiran trosa. Firy ny tany lasan ny vahiny sy ny karana? Aiza no mipetraka sy mahazo pension rehefa rahatr’izay Rajoelina. Tsy any France? Ahazo pension frantsay izy no sady mbola hambenan ny mpadoha hetra malagasy. Mba misaina ihany isika gasy sao dia olona saribakolin ny mpanjanaka vaovao no ho fidinao hó eo amin ny fitondrana ny tanindrazanao.
    Efa leo 13 ny vahoaka fa na ny dikan ny demokrasia aza tsy hainy ny dikany. Ny 25 ihany no afaka manohitra ireo fanetrin ny tany izy no nahatonga ny fanohan ireo mpivarotra tanindrazana sy vahiny mpambotry.
    Tongava manantanteraka ny adidinao sady tsy ho very lasa ny olon kafa ny zoanao amin ny 7 Novambra izao.

  21. Ah mais quel changement, parce que, avant Ravalomanana quand il se déplaçait dans le sud, il ne passait pas par Manakara mais tout de suite Vangaindrano ou Rarafangana. Mais d’après ce que je sait, les manakariens sont de pro-Rajoelina.

  22. ravalomanana n’est plus dans le co des peuples du tulear, c’est le président andry rajoelina qui est le plus soutenu dans cette ville

  23. Aleo hitabataba zay tsy tia é… mitohy ny lalantsika Prezida RAvalomanana a… Tsy adala ny olona maoa tsy mila artiste de efa tonga maro…sa vendrana daholo reny?
    Efa nahita ny ngindiny ny vahoaka depuis 2009 … ka tonga saina.
    Ary nareo mpanohana ny 13 io, tsy victile intsony ianareo @ zao fanatrana sy fandetehana ny firenena latsaka lalina izao fa efa COMPLICE.
    Ny lainga firifiry nasesin’i TGV ireny (Tsy honohono fa voaporofo ary misy sary etsy sy reoa) dia mbola misy ihany ny manao vavolombelon’ny mpandainga.
    Aleo ny tantara no hitsara… Kely sisa de 7 Novambra!
    Alefa Dada!

  24. Tsy hitako izay mahatonga anareo manao commentaire raha toa ka hitanareo fa tsy ho lany izy. Sa matahotra dia manatsatso. Efa mivoatra ny fomba fisainana fa tsy izay mirehoka no manana ny marina.

  25. manonofy indray ravalo ef tsy 2002 intsony zao ka entina ho fitahina ny vahoaka ampanatenaina abobo matoa naoanganany vahoaka ianao dia nisy naharary azy tao 2018 isika izao miova ny fijery dia aleo ny tanora no handray ny andraikiny hanarina ny tsy vitanareo N° 13 ihany no vaha-olana !

  26. Ravalomanana irery ihany no manana ny traikefa sy « charisme  » afaka hanarina an’i Madagasikara amin’izao fahantrana sy lavaka maloto mangitsokitsoka nanaovan’ireo mpanongam-panjakana tsivalahara nanomboka ny 2009 hatramin’izao. Niharitra 9 taona bé izao ny Malagasy.

  27. · Edit

    Miala tsiny mihitsy aho fa ireo efa nitondra teo dia nanao ny tsy mety daholo. Momba ny kandida tohananareo , mety ho lany angamba izy fa izany tsy midika fa ho tanterany avokoa ireny fampanantenany be dia be ireny . Ohatra ny hoe atao voalahany aty Afrika i Madagasikara, manonofy angaha. Ento midina ety amboniny tany ny vahoaka fa aza andaingana. Raha ny fandrosoan’ny firenena sasany ao Afrika, ireo magrebianina sy ny afrika andrefana sasany. Na dia zato taona aza isika tsy hahatratra azy ireo. Ao anaty folo taona ianao farafahelany hanao fahagagana.

    Momba ny demokratia, anontanio i Pr RANJEVA Raymond @ nanaovan’ny fitondrana tetezamita azy. Latsaka mihitsy ny ranomasony teny @ tribonaly anosy.

    Anontanio ka Gl NDRIANARIJAO Noêl, sy Col Charles.

    Santionany fotsiny ireo fa mbola maro no azo lazaina.

  28. Marc Ravalomanana ne souhaite ni innover, ni refonder, ni créer, ni reconstruire. Il veut rétablir le même climat restrictif de son époque, re-souffler le même vent dictatorial sur la vie sociale et économique de Madagascar et vernir le tout avec ses pratiques de désinformation massive et mensongère. Il veut imposer à nouveau sa vérité et sa version des fait, sa définition de patriotisme qui se traduit surtout par l’amour de son patrimoine que par l’amour de sa patrie

  29. Ny N° 13 ihany no manana programa mazava sy matotra entina hanavotana ny firenena ary matoky azy tanteraka izahay

  30. afaka miteny zay tenena ingahy ravalo a ! fa efa tokana ny sadidy ny olona dia ny laharana faha-13 ihany.

  31. de quel zava bita vous parlez?chaque foyer aura au moins une voiture 4L!!!on en aassez des ses fausses promesses!

  32. Ho diso hevitra eo ianao sy ny mpombanao Ravalomanana fa efa aty @ taona 2018 isika izao fa tsy 2002 intsony. Efa mijanona nofy sisa ireny fitiavan’ny vahoaka nofitahinao t@ 2002 ireny saingy tsy adinony intsony ny ratrampo,vono olona sy famoretana ary fampijaliana nataonao azy t@ fotoana nitondranao izay natonganao nalohambahoaka ary tsy ho tafaverina eo @ fitondrana intsony ianao.MAPihomehy io vinanao io fa tsy misy ilaina azy. Efa diska goaka io.

  33. · Edit

    N’oublions pas aussi sa performance sur les promesses non réalisé ainsi que le non-paiement des impôts avec un Montant colossale. Tout sa figurent dans son cursus présidentiel. Maintenant, il veut revenir au pouvoir rien que pour ses sociétés. Du moins son priorité avant tous autres problèmes sociale du pays.

  34. Ny tanora ihany no manana ny angovo entina mandroso sy mampivoatra rehetra
    Tsy ilaina intsony i Dada mangozohozo efa reraky ny adalana vitany
    TSY HOMEKO OLONA OSA , MPAMONO OLONA , NY FIRENEKO
    TSY MILA RAVALO ISIKA : AMPY NY FANGALARANY SY NY RA NALATSANY TETO

  35. Lire N°25 au lieu de N°28 svp

  36. Candidat an’ny Vahoaka Malagasy… ary ho fidian’ny Vahoaka Malagasy manontolo: Marc Ravalomanana!

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.