Affaire Parvis Analakely : La CUA défend sa position

Jacaranda
Le directeur de la Communication de la CUA devant la presse hier à Analakely.

Le directeur de la Communication au niveau de la Commune Urbaine d’Antananarivo Tiana Harilaza Raharivelo a donné hier la version de la CUA sur une affaire opposant cette dernière à la société « Le Zoma de Tana » relative à l’utilisation du Parvis d’Analakely. « Le contrat entre la commune et la société « Le Zoma de Tana » sur l’utilisation du Parvis de l’hôtel de ville a été signé en 2018. Ce contrat permet à cette société d’organiser mensuellement des activités commerciales sur les lieux. Malheureusement, cette société n’a pas respecté depuis un an et demi ses engagements sur le paiement des frais de location du Parvis. La commune a vainement épuisé toutes les voies de recours pour obtenir ce paiement. La CUA a été obligée de résilier le contrat. », a-t-il expliqué.

Continuité. On a appris hier, lors de la conférence de presse organisée par le directeur de la Communication de la Commune Urbaine d’Antananarivo, que des activités commerciales continuent de se tenir sur le Parvis de l’Hôtel de Ville, notamment en cette période où la célébration de la fête des mères approche. « Cette décision a été prise pour satisfaire ceux qui en ont besoin. », a souligné Tiana Harilaza Raharivelo. Bref, les conditions de résiliation du contrat que la CUA a signé avec la société « Le Zoma de Tana » sont remplies. L’une des parties au contrat n’a pas respecté ses engagements.

Recueillis par R. Eugène

Share This Post

12 Comments - Write a Comment

  1. @ randrarol

    RESAKA BE TSY MISY AZO RAISINA NY VOALAZA REHETRA IREO . MILA MIVERENA ETO INTELO VE IANAREO HILAZA FANAZAVANA PÔKATY . VOALOHANY TSY LALAO RA8 SY NY CUA NO MANAO NY LALANA AO ANTANANARIVO TOMPOKO . FAHAROA ENTO ENY AMIN’NY HCC NY POROFO FA TSY MANARA DALANA NY MAPAR SY NY FILOHA . FAHETELO ITY NO TENA ZAVADEHIBE : TANDREMO FA NISY PARTENAIRES FINANCIERS SY AMBASSADEURS NIARAKA TAMIN’NYNY FILOHA NIJERY NY ASA TAO ANTANANARIVO IRENY KA AHOANA HITORY AN’IREO KOA IANAREO ZD FA MANAMPY AN’I RAJOELINA MANAO PROPAGANDE HOAN ‘NY MAPAR ?

  2. RATOVO A,ny làlana rehetra mamakivaky ny pdu ny tanàna iray,dia mamaritra ny momba izany ny cuh(code de l’urbanisme et de l’habitat) no koa raha ianao midehaka fa hametraka fitsinjaram-pahefana tena izy dia manaja ny tompo-trano tsy iza fa ny ben’ny tanàna’ny manome vola azy hanamboarany ny làlana ao anaty pdu no anjaran’ny fanjakana foibe,izay no fitsinjaram-pahefana ka tanteraho sy iareto e. Te-hinjara fahefana ange izany ianareo kanefa tsy mahafoy voninahitra. Ny manome tsifoifoy ange ka mampiteraka bibilava e!

  3. dia mbola ambarako anao RATOVO fa ny fitsinjaram-pahefana tena izy tsy mila fanovana lalam-panorenana na fametrahana RAGOVA fa loi des finances no manome volabe hiasan’ny faritra sy kaominina,efa namoaka ordonnance loi rectificative izy ka zahao ary ambarao. Ianareo no tokony hampahatsiahy azy ny velirano tsy hiantehatr@ mpamatsy vola mahazatra fa hampiasa ny harena an-kibon’ny tany! Aiza ho aiza ny hoe raha lany aho averiko aminareo ny taninareo ry mponin’ambodiala. Augustin niaro an’i soamahamanina tsy ho lasan’ny sinoa izao ao @ prezidansa ka nahoana no tsy trandrahana soamahamanina hanorenana ny TANAMASOANDRO,hanaovana godorao ny làlana rehetra? Sns! Sa halefa any dibai?

  4. angamba tsy randrarol no mamorona fa vakio na midi na la gazette mitatitra sy manakiana ny nahitana ny pdt rajoelina niaraka t@ kandida deputés tao besarety ka ireo lahatsoratra ireo no porofoy fa lainga fa aza mifidy tany malemy hanorenam-angady. Ianareo koa midehaka loatra ka tsy mba mahalala manaja olona fa mivantana ianarfo no manalika olona ohatra:hoy ianareo mapar » asan’alika an’i lalao ra8″, ratovo izay manoratra eto hoe »les chiens de ravalomanana et ses sbires »…mbola mpanohana ianareo dia efa izany ka raha mba nomen’i pdt rajoelina andraikitra angamba dia asa fotsiny…

  5. @ RANDRAROL

    Efa tsy mahagaga ny lainga hahafinareo ZD isaky ny misy fifidianana izao satria MATOHATRA NY HO RESY ! Lazaina daholo ity resaka adala rehetra ity . Raha hendry dia manala an’i Bodo tsy ho candidat fa mahamenatra ny zavabitany tao anaty oronantsary fitondran-tena mahamoafady . Feno cassettes nandehandeha teny rehetra teny tamin’ny fotoan’androny ! Io indray neninareo mamafy lainga fa izy hono no manao ny làlana ao Antananarivo dia zandry kely mampiseho ny marina no ompaina hoe « manao propagande » !

  6. Non mais ils peuvent se défendre au tend mais la vérité sa ce fini tjrs par savoir! En plus venant de ces gens on à pas besoins de faire une étude de cas !

  7. ça ce vois bien que c’est une question d’arnaque,mais la CUA trouve toujours des sous près texte pour en facilité la tache,vue que ce ne soit pas la premier fois..ce qu’ils ne comprennent pas est que beaucoup de personne les attend de point ferme pour dévoilé ce qu’il leur arrive à chaque affrontement entre la CUA..mais la vérité finira toujours par s’éclater même si la CUA essaye de défendre son honneur,une tels naïveté qui ne mène à rien

  8. araraotina ho roritina moa ity lahatsoratra ity ka hanararaotra aho hisarika saina fa ny hcc dia nampahatsiahy ny sazy @ fandikan-dalàna @ fifidianana,maro ny mihoa-pefy fa tsy misy fampiharana. @ distrika ohatra dia mijanona @ biraon’ny cisco ny fiara misy posters mapar fa jerem-potsiny sns. Dia antenaina ve fa hanao lalàna hahasoa ny vahoaka ve rehefa lany? Mety hanjaka indray ve ny malety?

  9. ra tena nisy ny fifanarahana maninona ra atao oitam-poko oitam-pirenena ! ita mits ilay izy oe fanodikodonana dia mitady hevitra hiarovan-tena ny ao am CUA !! efa ho tsy hisy tson zao tsin ny fihinanana dia mandripaka faraparany ny mamba reraka

  10. elle ose encore se défendre face à tous ses monopolisations qu’elle a faites pendant tous ces temps? si j’étais à sa place, j’aurais honte de moi-même en exprimant des telles choses honteuses! je pense que c’est temps de rester calme pour eux car Il n’y a pas deux poids et deux mesures ; il y a, avant tout, l’équité et la justice.

  11. Aleo samy hiteny ny andaniny sy ny ankilany. Na ampifanatreho dia samy mitondra porofo eh!

  12. MITOHY NY ASA ALIKA HATAON’I LALAO RAVALOMANANA SY NY VADINY . MAZAVA BE NY FANAZAVANA NATAON’NY ANKILANY ARY HO HITA EO NY TRIBUNAL ADMINISTRATIF . TSY MAHAGAGA IRENY VAVA BE AMIN’NY HOE  » PROPAGANDE DEGUISEE  » FA NY MARINA NANDAINGA LALAO RAVALOMANANA HOE NY CUA NO MANAO NY TRAVAUX LALANA AO ANTANANARIVO DIA TSY ZAKAN’NY LOHA AN’I RAVALOMANANA I BOAY KELY NO MAHAVITA TSARA BE ATOATO NY RENIVOHITRA . ASA ALOHA NY REDIREDY HO HATAON-DRY ANDRIANDRALALA ,IGNACE RAKOTO SY NY FORONGONY SA HALABATO BE VATA INDRAY NY FIFIDIANANA DEPUTES HO AVY IO ?

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.